HAHARITRA ELA VE I ANDRY RAJOELINA SONDAGE AVY @ NEUTRE

1. xxx ( 26/03/2009 22:20)
JEREO NY SONDAGE DIA ANJARANAO NO MIJERY NY VALINY

8) 8) 8)
TSY AFAKA MITONONA ANARANA AHO FA NEUTRE
http://www.123votez.com/compte-sondages-styles.php?idsondage=55878&mode=creation
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:01
2. fijo ( 26/03/2009 22:27)
toa ny teny ankianja ihany ka 2 voalana de vita
3. dofinois ( 26/03/2009 22:35)
efa maika izahay ny hifidy na dia sondage ihany aza
dofinois toujours et toujours pour Ra8
4. fijo ( 26/03/2009 22:50)
le toujours kosa aloha ratsy e.
5. xxx ( 26/03/2009 23:01)
http://jiolahimboto.skyrock.com/
ouahahahaha :^) :^)
6. xxx ( 27/03/2009 03:49)
Amiko de tsy haharitra 2 taona farafahelany zany io e! 2 volana nga, na 1 volana akory aza. Tadidio fa ny fahefana azo @ tsy rariny ôtranio de tsy haharitra e! sady nga mo izy voafidy. :-D :-D :-D
7. moi ( 27/03/2009 11:01)
Tsisy maharitra izany izay tonga eo ! Raha tsy ny toetsaintsika mihitsy no miova !
8. fijo ( 27/03/2009 23:01)
io fandrom baham pahefana io notokony hianarana hialana fa mahamenatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456