Hoavy ny miaramilan'ny SADEC

1. sadeky ( 26/03/2009 22:05)
araka ny zava niseho tany comore ny fanonganampanjakana nataon'ilay colonel mutin dia ultimatum 1mois hialana eo @ pouvoir ireto mutin nefa tsy niala ,tonga avy hatrany ny UA,toy izany no mety hitranga,sady ny but koa dia ny mba hihetsahan'ny miaramila legaliste tsy hanaiky hampitahori'ny capsat
novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:07
2. fijo ( 26/03/2009 22:07)
izay mihintsy.ny miaramila gasy ihany no hanala an'ireo ao.
3. xxx ( 26/03/2009 22:11)
ny gendramerie no tokony hisambotra an'ireo mutin ireo,indrindra le Ndrinarijaona André sy Rakotonandrasana Noel izay samy colonel
4. fijo ( 26/03/2009 22:16)
tsy hoela izany dia hotonga.fa mahareta kely.
5. bazylou ( 26/03/2009 22:35)
eny e;; hiady izany isika mianakavy kle!!! alefaso eo anie ny maizina anaovan'ny mazava azy e!! :-P :-P
6. xxx ( 26/03/2009 22:43)
tsy misy mampiavaka ny catisaty sy sadeky anie,ataovy mitsidekideky mihitsy baba an
7. fijo ( 26/03/2009 22:52)
ny mampihavaka azy dia ny lalana.io tsy hain'ny capisaty
8. xxx ( 27/03/2009 03:45)
Sady zao anie no tsy mampisaina reo tgviste sy ny miaramilany reo e! mihevitra izy fa oe i ra8 no hitondra reo miaramila sadc reo, nefa refa miseho @ firenena iray ny cout d'état de tsy maintsy tonga reo sadc reo. Fa ny faly hanaratsy fotsiny. Tsy mety miaiky mintsy oe fandrombaham-pahefana miaraka @ basy no nahazoany anio, tsisy oul hanaiky zany eo e! adala daolo zany reo ao ambohijatovo reo. Sady ra tena democrate ry tgviste de miandrasa fifidianana a!
9. tsiafoi1 ( 27/03/2009 05:51)
Ka raha sady tsy hihira no tsy handihy, aleo hitotorebika eo an-kianja ny hafa. Koa na mbola hiampy tafika Amerikana aza moa tsy vaomaika tsara.
10. yuka ( 27/03/2009 06:07)
basy no nahazoan'ny fozaorana seza dia basy kou no hanala azy eo! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1062