Kristianina sa ody?

1. sitlo ( 26/03/2009 19:33)
Raha ny statistika no jerena dia 45% eo ho eo no kristianina ny gasy. 50% eo ho eo ny mino ny finoan-drazana. Ny ambiny manaraka ny finoana hafa.

Miteniteny daholo hoe tsy kristianina Ravalo, ... Ny fitondrana malagasy ange ka tsy miankina amin\'ny finoana. Tsy misy ifanerena izany finoana izany.

Raha kristianina ny gasy maninona no olana voaloha eo amin\'ny fahasalamany ny ady amin\'ny SIDA?

Manan-danja fotsiny ny FFKM satria manana structure. Izany akory tsy midika fa tsy maintsy kristianina ny gasy, na hoe izay tsy kristianina dia devoly.

Mora amin\'ilay kristianina gasy mihitsy ny miteny hoe itoeran\'ny devoly itsy sy itsy.
novalian'i soanja ny 27/03/2009 20:16
2. KALACK ( 26/03/2009 19:55)
pffffff ! nemportekoa
3. Andribe ( 26/03/2009 19:58)
pfff nemorteou =)) =)) =)) =)) =)) =))
pfff nemportecon =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. sitlo ( 26/03/2009 20:01)
mbola tsy natory foana angaha ry tsy misy atao?
5. KALACK ( 26/03/2009 20:03)
matory mitsirangarang mijer n hadalanlah mtenten fon eto e,,,
6. Andribe ( 26/03/2009 20:09)
aza matory fa sao misy manafika eo koa i tgv ee =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. sitlo ( 26/03/2009 20:19)
tsy ampy iray ilay ps, dia asio copie coller indray aloha fa tssss! sa tsy izany ra oui oui?
8. fijo ( 26/03/2009 20:21)
marin amihintsy io voalazan'i stilo io
9. Noue ( 26/03/2009 20:54)
ny ahy ny tena tsy laitrako dia ireo nataon-zany oe mpiandry =mpisikidy ireo eee ! aiza koa no misy an'zany oe tonga hono ireo mpiandry, dia avy dia hitany sa tsapany oe misy zavatra ato, dia indro tokotrany fa namoaka vy boribory kely io dia avy dia midika inona hono zany ee ?? mba diniho kely anie ireto sary ireto eee ! tsss !! mahita atao mahintsiny eee ! dia sady sahy mitazona baiboly mahintsiny anie ry zareo eee !!

[URL=http://img244.imageshack.us/my.php?image=mamyrael02ambohitsirohic.jpg][IMG]http://img244.imageshack.us/img244/5100/mamyrael02ambohitsirohic.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img14.imageshack.us/my.php?image=mamyrael01ambohitsirohi.jpg][IMG]http://img14.imageshack.us/img14/3478/mamyrael01ambohitsirohi.jpg[/IMG][/URL]



10. Andribe ( 26/03/2009 20:56)
ary mpiandry bangaridana be lery zany an ary mahay dara be lery zany sa teo no niala de lasa aloha manao mpiandry ahazahoana fananana anamboarana nify =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. Noue ( 26/03/2009 20:58)
Andribe, elà oa dia mahita lazaina mahintsiny eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. Andribe ( 26/03/2009 21:01)
aleo atao kiss Noue sao ataon io eo ka misy trace bangaridana be =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. Noue ( 26/03/2009 21:02)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. klitika ( 26/03/2009 21:10)
Efa nahazo vola tany amin'ny foza izy anamboarana nify, fa ny dentist indray no migrevy koa. Ka mety ilay dentist miaramila angamba no anamboatra an'io izao
15. Andribe ( 26/03/2009 21:13)
ny miaramila tonde alana @ vodibasy ny anestezia an :-D :-D :-D :-D
avy eo katsaka maina no atao solonify
zay mantsy le oe maramila tsy mandalo katsamaina :-D :-D :-D :-D
16. fijo ( 26/03/2009 22:04)
mariky ny fahambanian tsaina izao.
17. bazylou ( 27/03/2009 01:03)
iray ihany ireo amin'ny tim sy le8 e!!!!!! tsy misy anesorana na 1 aza, ny fiangonana aza efa voavidiny sy efa propriete privéeny mihitsy !!
18. soanja ( 27/03/2009 20:16)
sitlo:

Raha ny statistika no jerena dia 45% eo ho eo no kristianina ny gasy. 50% eo ho eo ny mino ny finoan-drazana. Ny ambiny manaraka ny finoana hafa.

Miteniteny daholo hoe tsy kristianina Ravalo, ... Ny fitondrana malagasy ange ka tsy miankina amin\'ny finoana. Tsy misy ifanerena izany finoana izany.

Raha kristianina ny gasy maninona no olana voaloha eo amin\'ny fahasalamany ny ady amin\'ny SIDA?

Manan-danja fotsiny ny FFKM satria manana structure. Izany akory tsy midika fa tsy maintsy kristianina ny gasy, na hoe izay tsy kristianina dia devoly.

Mora amin\'ilay kristianina gasy mihitsy ny miteny hoe itoeran\'ny devoly itsy sy itsy.


Ekena tanteraka!

Amiko dia miaina ao anaty natiora isika. Isika mahalala izay mampiodina ny fiainantsika. Mitavandra Zanahary na Andriamanitra na Razana n'inona n'inona dia mety aby satria olombelona isika. Mila misy itampikirana satria izay ny momba antsika. Tsy voatery Xtianina avao ny ao anaty lapa ao. Iza no milaza fa tokony ho mpivavaka mino an'i Jesoa aby no tokony ho ao fa tsy hisy toerana ny fanompoana ny razana sy ny hafa izay manakaiky antsika Malagasy.


Hany mahasamihafa azy kosa dia ilaina tsara ny fahalalana hoe manatsara ny hafa ve izao zavatra na raharaha ataoko izao sa ho fitiavan-tena ho ahy samirery aloha vao ny hafa akaiky ahy sns... ? Io no ampiavaka ny tsirairay eo ampanaovana izay tiany atao.

Raha hitondra firenena isika dia ny mason'ny rehetra eny aminao satria ianao no tarany. Takiany ny fanananao fahavononana hitsinjo azy, ilainy ny fijoroanao fa ny azy no lohalaharana noho ny anao. Raha mbola tsy manana an'io ny izay hitondra eo dia manantenah fa ahita olombelona tokoa manomboka izao!




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443