Vao ts misaina eo Idada de manolo an'i Jly Fidy sy Pety
21. tsimatimanota
(
26/03/2009 18:28)
VAO NY PARTIE INSUBMMERSIBLE T@ ICEBERG NY VITANY 7 TAONA KA
MBOLA HOAVY NY 70 TAONA
77 NO IZY
SA DEC
MBOLA HOAVY NY 70 TAONA
77 NO IZY
SA DEC
22. RanOBe
(
26/03/2009 19:38)
Ho anareo miandry fatratra ny SADC sy CASQUE BLEUE 'reo, D'efa teneno ry zareo tsy hakaty fa sao atsatsikay ohatran'ny manatsatsika POULET DE CHAIR eo
Fa raha endry i DADANAREO sy ny SADC -nareo de asaivo alaminy aloha ny any AFRIQUE izay mikorotana ambony ambany . Sady tsisy rarahinay an'izany SADC na UNION AFRICAINE 'zany hoa f'angaha 'zay mainty be ohat'ireo !
MADAGASIKARA HOA TSY AFRIKANINA 'ZANY F'IANINA KOA EFA TENENINA FOANA FA EH EH EH EH !

23. KALACK
(
26/03/2009 20:01)
ranobe a , ten maf loh les ret Tim ret f za ko ef ten leo a, tenennnn fon fa ehe ,, anarin fon fa enoy zan rahazndmosn , kapohan ka ehee maf hoditr b , omen moral ka ny ataon ian no ataon , d innn les zan sis ataotsik anret lety ry ranobe ??
24. dofinois
(
26/03/2009 20:09)
tsy voatery hiandry ny SADC,vao miala i tgv ,ho fantatr'i tgv ny samedi sy dimenche io hoe vitsy an'isa ny mpomba azy
25. Andribe
(
26/03/2009 20:32)
RanOBe:
f'angaha 'zay mainty be ohat'ireo !
MADAGASIKARA HOA TSY AFRIKANINA 'ZANY F'IANINA KOA EFA TENENINA FOANA FA EH EH EH EH !
ary letony ve mbola tsy nivoaka teto madagasikara teto eee nga ny gasy vazaha sa zapone efa hita fa afrikana zao ko no mbola manonofy tsss zao politika zao ve de politika vazaha tsy afrikana malagasy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
26. fijo
(
26/03/2009 21:06)
manomboka amin'ny alatsinainy dia tsy misy miasa ny mpiasam panjakana,dia milatsak ahoazy toa ny manga lo io
27. taralila09
(
27/03/2009 13:07)
-ny gadra indr1 zany zao no mibaiko sy hitokona rah tsy mivoaka daolo ny dahalo.
-ny menaka nolazaina fa 10.000f teo ambojatov lasa 12.500f tonga teo @ 13mai
ary lasa 25.000f refa azo ny seza
-ny menaka 'tiko' halatra no hovaina ny marika ka atao 10.000f saingy tratra teo ampanaovana azy ny racil capsat dia tsy sahy namoaka.
-ny vary halatra tao @ magro ihany no hamidy 3.500f ny kg.
Ho ela velona ny Tsena Gaigy Vaovao.

28. taralila09
(
27/03/2009 13:17)

8O