Madagascar : Le coût humanitaire de la crise

1. Mirananirina ( 26/03/2009 10:18)

Les tensions internes à Madagascar ont attiré l’attention de la communauté internationale, mais ce bras de fer pour le pouvoir ne devrait pas faire oublier la flambée des prix des denrées alimentaires, la sécheresse sévère qui sévit dans le sud et les dégâts causés par deux cyclones tropicaux. « Les enfants ont peur d’aller à l’école, le prix des denrées alimentaires a grimpé en flèche; exposant les plus vulnérables à la faim alors que le manque d’assainissement urbain augmente les risques d’épidémie. »

Miandry anao ny firenena hanavotra io Mr le président Rajoelina.Hanavotra an\'i Gasikara ianao ka raha vitanao ny mandamina an\'ireo dia maminay ianao.
Raha tsia kosa dia manantena ny fialanao izahay
2. KALACK ( 26/03/2009 10:47)
Tena vitany io Mirananirina a, vitany io fa mahatoky ah , fa aza avel hivern et mada ttson fotsn ravalo sao mahit loz eo , satri mbol ts fal amn ny fianakams nireo notifiriny
3. xxx ( 26/03/2009 10:55)
Sur amin'izany ve elà ry kalack?Za alo to tsy sur e,matahotra aho,matahotra aho hoa hoe........................
4. Mirananirina ( 26/03/2009 11:12)
Tena vitany io Mirananirina a

Ka miandry isika e,ho hita eo izay avoakany.
Izaho koa ry xxx toa hoatra anao,asa anefa ,iza moa ny mahalala izay avoaka ny ampitso?
Ny "aide" avy any ivelany rehetra efa tsy misy,
5. nyavo2000 ( 26/03/2009 11:43)
MIHINANA NY TSY FIHINANA ETO DAHOLO e! IZAY LAY SAFIDY TGV !

Ny ahy aleoko dada8, milamina fiainana 3 volana lasa izay.

Izao korontana sy tsy fisiana.

Soa ihany fa nanao provision, saingy pour 2mois aloha
6. Mirananirina ( 26/03/2009 11:54)
MIHINANA NY TSY FIHINANA ETO DAHOLO e! IZAY LAY SAFIDY TGV !

Hoy ianao,asa e,izay no hiafarana.............,taloha mety nihinana anana amin'ny sira;fa ankehitriny ,mety anatsipolitra tsy misy na dia sira sy afo andrahoana azy aza.Izay moa no antony nidiran'i tgv eo.Koa hohita eo izay apokany.
7. xxx ( 26/03/2009 12:24)
tsy tin fa efa eo ry wiwi,ari-malala,Kalack,bazily,oay sy ny tariny hanampy ny tgv e.....
Efa manao train ry zalahy izao hanarina any gasikara.Hanambola be daholo ny gasy e,de hanakarena be,de mihinankanina be fa tsy anana izany ry mirana a.,vorotsiloza sy hena kisoa daholo e
8. Mirananirina ( 26/03/2009 12:41)
Hanambola be daholo ny gasy e,de hanakarena be,de mihinankanina be fa tsy anana izany ry mirana a.,vorotsiloza sy hena kisoa daholo e

Enga anie.izay no hirina e.Saingy hoatra ny nofo izany e.Anatsipolitra hoa dia vita
9. Mirananirina ( 26/03/2009 12:57)
En 2009, à Madagascar, cette fois-ci, la France accorde l’assistance « humanitaires » et accueille en son ambassade le jeune maire déchu de Tananarive, Andry Rajoelina (que la jeunesse malgache a déjà surnommé "Angelina Jolie" !!!), cet ancien disc-jockey inculte, lampiste à la solde de l’ex président Didier Ratsiraka - grand ami, lui, de Chirac.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.072