Maninona moa raha haverina eo ravalomanana:
1. xxx
(
26/03/2009 08:41)
Zavatra niadana be daholy ange ny malagasy tamin'ny ravalomanana teo e! Aleo izy hiverina ka!
répondu par xxx le 27/03/2009 04:04
2. gasmlay
(
26/03/2009 08:45)
mitenten fôna! elà rery no niadana tam ra8, ny olona tsy misakafo :-@ :-@ :@ :@
4. essera
(
26/03/2009 09:35)
Avereno Dada e, Avereno Dada e, Avereno Dada e, Avereno Dada e,
Eny anaka, ho avy aho fa tandremo kosa nareo mipitsika raha ampihinan-n zalah eo aho.
:-D :-D :-D :-D

6. xxx
(
26/03/2009 13:53)
KALACK:
Raf tamin andron Ratsirak de niadana n gasy
niadana nilahabary, menaka,raha nisy hilaharana ary a, nefa ny zanany sady tsy nianatra fa mitovy amle TGV io nefa multi milliardeur, ny vatosoa volamena safira sokatra, najifa, aleoko indray le8 taminy magro sy ny tariny ka, mba misy makany aminy vahoaka
7. xxx
(
27/03/2009 04:03)
Aleo i dada hiverina mintsy ka! zao zao efa tsy hita sahady oe aiza no ahitana menaka sns.....na le i andry iny ve zao tsy efa mahatsiarotsiaro te hihinana dobera sy fromage ao @ magro. Sa minia mividy ny importé :-D :-D
Ary aiza ono le vary sy menaka nolazaina tao @ 13 mai fa oe efa ho avy @ sambo e! tô mbola ny stock tao @ magro ihany zao no mbola hita amidy eny antsena. Zao sahady de efa mamitaka vahoaka. Sady aza misy manaiky eo ra tsy 10.000f ny litatra. Tonga de ataovy @ fanaovanazy.

8. xxx
(
27/03/2009 04:04)