TSY NISY IZANY COUP D'ETAT IZANY!!!!!!!!!!!!!!!
1. bazylou
(
26/03/2009 00:17)
Tsy nisy io na ny 1 aza satria ho an'ireo mahita s y mana maso ary misaina dia fitondrana nomena miaramila aary ny miaramila no nanome azy an'i tgv!!!! izay no niseho teto...fa tsy hoe coup d'etat!!!! nisy ve ny nanafika an'i iavoloha ka maty tao le8??? tsy nisyyyyy.
Izy no nitsoaka tsotra izao fa tsy natanty ny adin'ny tgv!!!!!
MAnara dalana hono ireo ary tsy makasitrak any tgv nefa tsy mahita izay ambaninn'y masoa kory!! izao coup d'etat tsy nisy izao no atao argument hilaharana dia maketsy imahamasina sy ambohijatovo dia mimenomenona etsy sy eroa!! nefa rehefa teo i le8 tsy hita izay nafitsoka fa izy tenanyaza nilefa!!! oouuiiiiiiiiiiinnnnnnnnnnnnn :-D :-D :-D 8-) 8-)
resy e!!! any antoeran'ny maizina any no mivazavaza eo!! nahoanano nilefa e?? tsary nahasaky 1 sy 1 lery e!!!ntsonale

novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:37
2. tafondro
(
26/03/2009 00:26)
Ka porofoy @ communauté internationale ny tena niseho fa avelao ny safary sy ny lela miakatra ry bazylou à !C'est l' apparence qui compte aux yeux du monde .Miankina @ izany ny indice de confiance bancaire mondiale.
Lasan' ny sasany fotsiny ny vola tokony ho antsika malagasy !!!
:oops: :oops:
Lasan' ny sasany fotsiny ny vola tokony ho antsika malagasy !!!
:oops: :oops:
3. pitchou
(
26/03/2009 03:36)
leeeegoooonnnnnnaaaaaa! d tsy maintsy ny vazaha kosa v no referansa ry tafndra gasy a! tsy misy mahaolona anareo ve rehefa tsy ny vazaha no miteny anareo hoe olona ianareo e! tttttsssssssssss sa vazaha taratasy fa tsy olona rehefa tsy vazaha? (mifona @hafa izay vazaha taratasy klo noho ny antony hafa noho io lazaiko eo io)
4. a256011
(
26/03/2009 04:39)
Fa ahoana hoy ny lalàna? Ahoana ilay art.52 moa izy iny? ilay milaza fa tsy azon'ny miaramila (Directoire militaire) ny manolotra ny fitondrana hoan'ny sivily raha tsy misy fifidianana. Mety misy mahay lalàna afaka hanazava an'io ve ato?
5. ifiona
(
26/03/2009 05:22)
bezoro e
"Un coup d’État ou un putsch est un changement de pouvoir soudain, imposé par surprise, par une minorité utilisant la force. On le distingue d'une révolution en ce que celle-ci est populaire et massive." (source: Wikipedia, 2009)
...imposé par surprise par une minorité utilisant la force...
eny e, tsy coup d'Etat anie io fa fanogam-panjakana e! hozy ra wiwi zay
:-D :-D :-D
efa hita miharihary zao fa coup d'Etat, sady izahay tsy hanaiky zany raha mbola ny safidinay no hitsakitsahina e, manana zo izahay hisafidy ny Filoha-nay

6. ravatorano
(
26/03/2009 06:14)
ao anaty lalampanorenana dia tsy misy milaza mihitsy hoe azon\'ny filohan\'ny repoblika ny manolotra fahefana amin\'ny miaramila.Manarak\'izany dia tsy azon\'ny miaramila ihany koa izany zay notolorana an\'io fahefana io ny mampiampita izany amin\'ny olona hafa indray.
Izany hoe efa tsy fanarahana ny lalampanorenena avokoa izany ka na i Ravalomanana na ireo Directoire militaire izay samy namindra ny fahefana dia efa tsy ara dalana noho izany dia TSY ARA DALANA koa izany ilay fahefana azon\'ny HAT.Ny tena mandreraka sy manahirana indrindra dia izao ilay HCC izay heverina fa mitandro sy mijery ary manara maso ny fanaraahana io lalampanorenena io indray no nankato izany didy hitsivolana anankiroa izany dia ilay 2009/001 sy ny 2009/02 .
Tena tsy azoko hoe ahona :?: Samy tsy nisy nanaraka ny lalampanorenana ireo nefa dia nekena sa \"izay fandehany eo\" fa après moi le deluge\" hoy ny frantsay izan,y !
Tsy hay intsony e !
aiza marina no tena misy ny tombotsoan\'ny olona tompon\'andraikitra iray : n,y tombotsoany ve sa ny an\'ny firenena :?:

7. xxx
(
26/03/2009 07:38)
Coup d`Etat nampiasana hery iny fa noezahina nafenina tao ambadiky ny hoe famindra-pahefana . Rehefa nivadika ny MPIOKO ( CAPSAT ) ary nampiseho ny Mpitandro Filaminana ( avy amin`ireo CORPS samihafa ) fa tsy manohana ny fitondrana intsony dia nanomboka ny FAKANA AN-KERINY an`Ambohitsorohitra , izay toeram-piasan`ny Governemanta ara-dalana sy lanim-bahoaka . No-menacer-na ireo Garde presidentielle mba hitsoaka an-daharana amin`izay ny Filoha tsy misy mpiaro ! No-menacer-na ny vahoaka niandry ny Filoha teny Iavoloha fa ho avy ny jiolahim-boto CAPSAT . No-menacer-na ireo Minisitra hanao demission , Nampitahorina basy ny Minisitry ny Fiarovana mba hiala , eo anatrehan`ireo fampiasan-kery ireo no NAHATERY ny Filoha hanolotra ny Fitondrana ho an`ny Directoire na TSY SITRANY aza izany , na dia mbola zony aza ny mijanona satria mandat-ny ara-dalana io araka ny lalam-panorenana ! Ka inona moa no tsy maha-Coup d`Etat an`izany ? Ny HCC koa dia azo inoana fa NAHAZO MENACE matoa nanaiky tsy fidiny . Tsy misy explication logique ankoatran`izay io . Ka ny olona anie tsy vendrana akory e ! Fa maninona raha norahonana koa ary ny Communauté internationale e satria nareo TGV efa zatran`izany ihany e ! Izao miharihary ohatran`ny kary an`efitra fa tsy mahay mijery lavitra ireto Fitondran`ny Baroa ireto . Samia velon`aina mahita ny ratsy nataon`izy ireo isika fa efa mandondom-barvarana ny krizy ekonomika sy sosialy amin`izao . Asa , hanao ahoana ilay menaka 10 000 fmg ? sy ny vary miverina tamin`ny vidiny t@ 2003 ! Na izany na tsy izany , dia mila mianatra miaro tena ny citoyen rehetra ( arts martiaux , armes blanches ...sns ) fa hirongatra tsy ho ela atsy ho atsy ny fandrobàna sy ny fanendahana aterak`izao fiakaran`i TGV amin`ny fitondrana izao satria ireo vondron`olona mpanendaka sy mpandroba , ..sns dia mihevi-tena fa azy ireo izao ny fitondrana tetezamita izao ka dia hanao ny danin`ny kibony izy ireo thaka izay nitranga talohan`ireny raharahan`ny Kung Fu taloha ireny nanoloana ny nafitsoky ny TTS . Mila firaisan-kina matanjatanjaka hahafahantsika rehetra manohitra an`izany . Ny Mpitandro ny filaminana aloha raha izao fahitana azy izao dia tsy azo antenaina fa manao jery mitongilana satria eo ambany vahohon`ny CAPSAT !!! Ny Mpitandro filaminana ihany koa dia azo lazaina ho Tompon`andraikitra feno amin`izao Coup d`Etat izao satria na ny mandray anjara na ny mijery fotsiny dia samy mpiray tsikombakomba ka samy ho tsarain`ny tantara . Tsara raha isika ihany no mianatra miaro ny tenantsika noho izany !!!
8. xxx
(
26/03/2009 08:04)
Ny zava tsy hain\'ny rehetra sy milaza izao na izao dia \"TSOTRA FANONGANAM-PANAJAKANA NO NISY TETO MADAGASIKARA\" ny zavatra tsy hitan\'ny mpijery baolina rehetra dia nisy tosika tanana \"tamin\'ny alalan\'ny fandrahonana mivantana tamin\'ny alalan\'ny basy bediabe tao saingy sarotsaromana ,tery vay manta tsy nisy hoatr\'izany nataon\'ireo miaramila ny CAPSAT sy ny forongony ,ireo nahazo saosy rehetra ary aza hadino fa i ANDRY Rajoelina raha nanome fetra ora 4H dia efa mampiseho ny fahatokisan-tenany fa tsy maintsy hiongana ny fitondran\'dr8 satria efa voaomana ny strategie rehetra ary tsy maintsy ho tanterahina,saingy RA8 olona nisaina ary mahafantatra ny tetik\'ady ny adveriserany ka naleony nametra pialana aloha ,satria loza amin\'antambo no efa voavolavola ndry TGV sy ny miaramilany,koa noho ireo zava-maro misy ireo ny fantatra sy tsy fantatra satria tsy naseho , izay sahy milaza hoe\"tsy fanoganam-panjakana izao dia mirediredy foana sy miteniteny foana\"tsy misy zavatra tongatonga ho azy tompoko!!!! fa mba misainà é ,ary aza dia fohy fisainana loatra !!!!!!!!!!!!! anareo izao no baolina ka ho hita eo izay hafitsok\'areo ry bazilou sy ny forongony tandremo fa efa arakin\'ny olona ny paikanareo ka ataovy mafy ny fiarovan-tena fa ho mafimafy ny tora-bato ahazo anareo atsy ho atsy raha tsy mahafaty baolina ianareo nefa mba te hiakatra an-kianja,aiza ka benjamin ve ka tonga dia hiakatra ho senior!!!!!ny antratra tsy lavo koa antsoy koa rain\'ielaha ,antananarivo tsy nisy napoaka sy vita koa i Madagasikara no angalarina ho entina!!!!!revin\'adala izany ry akama
9. tovogold
(
26/03/2009 08:27)
Ny mahafaly alo de mahafinaritra ny mahita fa mbola betsaka vory saina ary mahita ny tena marina eto Madagascar eto
fa mampametrapanontaniana ana mants ity le nametraka anity lohahevitra ity oe vory saina tsara ve alo. :roll:
fa mampametrapanontaniana ana mants ity le nametraka anity lohahevitra ity oe vory saina tsara ve alo. :roll:
10. xxx
(
26/03/2009 12:06)
Fanambarana avy amin'ny manam-pahaizana :
Mitandrema isika rehetra fa misy ny olona dondrombelona ary na manana diplaoma aza izy ireny dia novidiana angamba :
Ny voaloany dondrona indrindra dia ny olona namorona ity post ity izay milaza fa tsy nisy ny coup d'etat sy ireo rehetra mitovy firai-kevitra aminy
Homba antsika anie andriamanitra !! lol

11. xxx
(
26/03/2009 13:48)
bazylou:
Tsy nisy io na ny 1 aza satria ho an'ireo mahita s y mana maso ary misaina dia fitondrana nomena miaramila aary ny miaramila no nanome azy an'i tgv!!!! izay no niseho teto...fa tsy hoe coup d'etat!!!! nisy ve ny nanafika an'i iavoloha ka maty tao le8??? tsy nisyyyyy.
Izy no nitsoaka tsotra izao fa tsy natanty ny adin'ny tgv!!!!!
MAnara dalana hono ireo ary tsy makasitrak any tgv nefa tsy mahita izay ambaninn'y masoa kory!! izao coup d'etat tsy nisy izao no atao argument hilaharana dia maketsy imahamasina sy ambohijatovo dia mimenomenona etsy sy eroa!! nefa rehefa teo i le8 tsy hita izay nafitsoka fa izy tenanyaza nilefa!!! oouuiiiiiiiiiiinnnnnnnnnnnnn :-D :-D :-D 8-) 8-)
resy e!!! any antoeran'ny maizina any no mivazavaza eo!! nahoanano nilefa e?? tsary nahasaky 1 sy 1 lery e!!!ntsonale
mba misaina ry kindinavanty a aza fanatika be eo fotsiny! ialahy no hinatay voalohany eto dago eto fa andao moa
12. pitchou
(
26/03/2009 22:11)
xxx:
Fanambarana avy amin'ny manam-pahaizana :
Mitandrema isika rehetra fa misy ny olona dondrombelona ary na manana diplaoma aza izy ireny dia novidiana angamba :
Ny voaloany dondrona indrindra dia ny olona namorona ity post ity izay milaza fa tsy nisy ny coup d'etat sy ireo rehetra mitovy firai-kevitra aminy
Homba antsika anie andriamanitra !! lol
misy ny an'ny sasany tsy misy pitika fahaizana kely akory d mahazo diplaoma docteur (en honoris causa) sy professeur (en honoris causa) asa na mba inona loatra io taranja io!!!! asa na inona no takalon'ilay izy ... aza mifanebaka fa izay lazainao azo ampiharina aminao koa