Echauffement-ana komorianina

1. sitlo ( 25/03/2009 17:45)
Ilay gasy koa raha hanala azy tsy laitra mihitsy. Ohatra ny hoe mba maharesy ireny ery rehefa raikitra ny baolina.
novalian'i ni81 ny 17/04/2009 10:54
2. sarobidy ( 10/04/2009 14:10)
tsy azoko mits zany ry sitlo
3. sitlo ( 15/04/2009 16:17)
Fomba fitenin'ny gasy vaovao io. Hoe ny komorianina hono rehefa hanomboka ny baolina dia mihetsiketsika ery manao echauffement, nefa efa fantatra fa ho resy.
Dia atao an'izany ny olona be fihetsiketseana. Ity koa ohatra ny komorianina manao echauffement. http://www.youtube.com/watch?v=SGAuMYQN9gA
4. ikaretsaka ( 16/04/2009 00:05)
izao izany no atao hoe henjehin'ny rindrina koa.. any foana ny mason-drazoky
5. ni81 ( 17/04/2009 10:54)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1346