Politika hafa ,fivavahana hafa nefa dia ininana afangaro...

1. lemenakely ( 25/03/2009 14:19)
Anisan ny fahadisoana goavana eto @ firenena malagasy ny fampifangaroana ny fivavahana sy ny politika ary tsy mahamenatra ahy ny milàza izany

Ary antony iray nampihisatra ny fanampahan-kevitra nisy na ny t@ 1991 na ny 2002 na ity 2009 ity ity fifangaroanjavatra ity

novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:38
2. Noue ( 25/03/2009 14:30)
nilamina foana io hatramizay eee! io odon io no nanao bazardoum tao dia zao no nihafarany :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 25/03/2009 14:33)
ireny ilay manala baraka an'Atra ,ataon'i mpitondra fanjakana entiny akany ny toerany ny fivavahana mody hoe mpivavaka be izy @izany nefa tambazandry zakalah S kely ny mpitondra fivavahana dia roboka ny anao lahy na dia tsy ho an'i firenena akory aza,vao maika aza mandedika izany fa Politika hafa ,fivavahana hafa
4. zandikely ( 25/03/2009 16:22)
NOUE:
IANAREO VE EFA TSY MANANA TENENINA RAHA TSY HITENY AN'I MGR ODON
FA NANINONA ANAREO IZY?
MPITONDRA FIVAVAVAHANA HAFA ANY AZON'I RAVALOMANANA TAMBAZANA VOLA SY 4x4 FA TSY Mgr ODON, SADY TSY MISY ILANY AN'IZANY KOA MOA. MAHANTOKA IZAY ILAINY TANTERAKA NY FIANGONANA KATOLIKA ROMANINA KA TSY MISY ANTONY ILANY MPANAO POLITIKA. NY MPANAO POLITIKA MILA AZY FA TSY IZY VELIVELY MILA MPANAO POLITIKA
5. xxx ( 25/03/2009 16:36)
zandikely:

Asaivo mitondra tena ohatran'ny olona ny Odona nareo dia tsy misy mitabataba intsony !!! MAZAVA !!!
6. zandikely ( 25/03/2009 16:41)
XXX

Raha azoko tsara dia tahaka ireny mpandainga sy mora tambazana vola ireny ve.

Non! No way
7. gasmlay ( 25/03/2009 17:36)
tratran'i odon tany am maharary azy mitsy i noue an! hihihi :-D :-D mbola aiza ...
8. fijo ( 25/03/2009 21:38)
tena marina tokoa,fa zavatra tsy azo ary tsy tokony hafangaro mihintsy ny fivavahan asy ny fitondran afirenena.sarao io dia milamina ny tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1212