Niady ny fasana hilevenany TGV, LERA A, LERA A, LERA A
1. xxx
(
25/03/2009 09:28)
Nanomboka t@ niarahany TGV taminy FATSORAHOMANA nampandany azy ho Président iny, no lelapangady voalohany nitsatoka ho @ fasany TGV, satria iny rangahy iny no atidoha foana nametraka any ra8 raha ,nahatsiaro isika t@ 2002, ary izy ihany no isany nanala azy teo ary nametraka any TGV kely eo io, ary izy ihany no hanala azy eo ihany koa dans quelques mois miaraka @ resaka extraconstitutionnel.
Ho anareo TGV be ireo, safidy politika le izy fa dia efa amboary tsikelikely dieny izao ny saina sao dia hiakatra tosidra satria betsaka ny fefy manakana any TGV : ONU, UE, OUA, SADC, ny malagasy tsy mankasitraka aazy koa manginy fotsiny ary ireo no tena zava dehibe , satria ireo malagasy ireo izay efa manomboka mihetsika amizao andro izao no hanala azy dans quelques mois sans vouloir dire 2 mois eo ho eo.
Resaka sôsy ihany no hijerena credibilité ny mpitondra fa raha tsy maha résolu io ry TGV izany hoe miverina ny mpamatsy vola, dia izay no atao hoe lera a? lera a, lera a, lera a

novalian'i Andribe ny 25/03/2009 13:26
2. essera
(
25/03/2009 09:41)
Marina les zany, mampatsiahy ahy ny tamin'ny 2002. Toy izao koa, tsy nisy ni-reconnaître aloha fa avy eo mifampidinika ihany dia :
"TIMIDEMENT ON RECONNAIT APRES QUELQUES MOIS."
"TIMIDEMENT ON RECONNAIT APRES QUELQUES MOIS."
3. rasobakobako
(
25/03/2009 12:56)
enga anie e! hiarahantsika mahita eo, mafy be kosa aloha TGV e! raha mi-gérer an'izao zavamitranga rehetra izao , dia :
- karaman'ny fonksionera tsy maintsy aloha,
- ny volan'ny be antitra tara,
- ny tompon'ny vola miala daholo,
- pro-8 milahatra,
- ny sasany mimenomenona,
- ny capsat manao menace,
- ny miaramila mizarazara
- Ratsirahonana toa hivadika,
- ny mpitolona mitaky ny karamany
- ny mpitolona mandefa CV asa ampidirina aiza, ny toeram-piasana aza toa tsy dia stable daholo ihany.
RAHA IZAHO NO TGV
- Na ravitoto sy henakisoa aza ny laoka, na vorontsiloza aza ny ro matsatso, toa mafaika e ....
Soa ihany aho fa tsy TGV

4. Andribe
(
25/03/2009 13:26)
kaly be foana io fa tsisy rarahiany an izany eee rehefa tonga eo anie de mody fanina fotsiny eee ze 24 mois ve no mba hihinanany de nareo koa aleo izy mba hihinana volambahoaka fa ry tgv ihany no nandefa azy teo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))