Iza no tena filoha e?
1. bozyboleta
(
25/03/2009 08:55)
Nandeha nanao taratasy tany @ biraom-panjakana aho t@ maraina teo.
Vao teo am-pidirana ilay tranobe dia nanintona ny masoko avy hatrany lay sarin’ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana nihantona teo @ rindrina.
Niditra tao @ biraon’ilay olona nikarakara ilay taratasy indray dia mbola nisy sarin’ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana ihany koa.
Tsy naharitra aho fa nanontany ilay mpiasa tao hoe f’angaha tsy mbola hosoloina ity sary ity. Fa hatezerana zany tao zany; nanaovan-dreo tambabe aho ary ompa sisa tsy azoko. :oops: :oops:
Mbola tsy nahazo minisitra rahateo moa ty ministera ty t@ le fanendrena ki-ministra ki-ministra reny.

novalian'i Oay ny 26/03/2009 10:03
2. hery
(
25/03/2009 09:22)
Ka izay mihitsy no mahagaga.
Tamin'ny 2002 dia tonga ny mpisam-panjakana tsisy avakavaka dia nanala ankitsirano ny sarin-dRatsiraka na dia mbola tsy tonga aza ny sary ofisialy.
Ny sasany moa nametraka ny sarin-dRavalo tamin'ny propagandy mandra-piandry ilay sary ofisialy.
Amin'izao dia angamba terena fotsiny ny olona hametraka sarin'ilay PHAT. Dia rehefa lasa ny kapsaty dia averina indray ny sarin-dRavalo :-)
Izany ve dia tsy jadona?

3. Oay
(
25/03/2009 09:33)
Ary bozy refa tonga eto d mitondra vaovao hatrany an!
D ahoana voalako ve bozy, tena tezitra be mihintsy izany ny mpiasa tao @ ilay birao an! d tonga izany d nanovany vava-be miaraka @ didijadona i bozy,
Efa milaza wa za fa mpanao didijadona wa ireo.
Mahereza ry bozy a! fa tsara koa aloha ilay manonofy an!

4. xxx
(
25/03/2009 09:34)
f'angah moa tsy ra-8 no filoham-pirenena e :°)
I TGV filohan'y HAT tsy mitovy satria tsy haharitra ...

5. bozyboleta
(
25/03/2009 10:05)
Ary bozy refa tonga eto d mitondra vaovao hatrany an!
D ahoana voalako ve bozy, tena tezitra be mihintsy izany ny mpiasa tao @ ilay birao an! d tonga izany d nanovany vava-be miaraka @ didijadona i bozy,
Efa milaza wa za fa mpanao didijadona wa ireo.
Mahereza ry bozy a! fa tsara koa aloha ilay manonofy an!
Ny Haingo Ambony Tsikoko no mpanao didy jadona e!
Ireo mpiasa niresaka tamiko t@ maraina aza nilaza fa mbola fanajana ny vahoaka mila taratasy no iasany tapakandro fa raha ny sitrapony hono dia @ 9 izy dia efa eny Ambohijatovo ary tsy miraharaha zay teritery ataon'ny mpitondra fôpla zareo. @11:30 koa reo dia efa mirava.
Matahotra ny tsy hahazo karama koa aloha angamba fa raha irehetan'ny hatezeran'ny mpandoa hetra eo reo dia tsy handray karama e!
7. Oay
(
25/03/2009 10:22)
Ka io fanjakana io wa ry bozy d ohatran'ilay nataon'i Marc Ravalomanana raha nametraka an les PDs tao @ CUA izy copier-coller hihihi... d efa niarahanahita ny niafaran'ny PDs fa ny HAT no andrasana.
9. Oay
(
25/03/2009 10:49)
bozy tsaroako eto fa indray andro izay za raha niteny t@ bozy hoe ny atao no miverina d ozy bozy tamiko hoe ny gasy mpiantso tody, ka ity Hirehatra hAtramin'ny Tongony lazain'i bozy ity ve tsy ozona klé! manontany ihany za fa ny fahazahoako azy izany d hoe hodorana velona mba hirehatra ve ry zalahy ireo aoka aoka aoka fa gaigy be izany klé asa anefa fa ianareo no hanao an'ilay izy.Mahereza d tongava soa @ izay irina d ny Tody tsy misy fa ny atao no miverina klé hihihi...
10. bozyboleta
(
25/03/2009 11:29)
sarinteny io ry oay fa nareo zany koa V tssss...
Rehefa mahamay ny tany diaviny ve tsy hirehitra ny tongony e.
Ieee ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina.

11. rastafarai
(
25/03/2009 12:03)
:lol: Ataovy mahita mitsy izy ry Bozy a! :-D Tary Goka V...v d hampitawatra anareo!! :-D
12. bozyboleta
(
25/03/2009 12:25)
:-D :-D :-D :-D
Tary Gôka inn tsara???
Mampahatsiaro tampoka le teny Ambohitsorohitra. Tena betsaka mitsy ny voatifitra V... teny, de hoe aza alaina sary a hoa.
Hay marina gôka ny V...:-D :-D

13. Oay
(
25/03/2009 12:41)
[quote=bozyboleta]
sarinteny io ry oay fa nareo zany koa V tssss...
Rehefa mahamay ny tany diaviny ve tsy hirehitra ny tongony e.
Ieee ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina.
[/quote
ie Vendrana mihintsy i Oay ka d izay no tsy nandehanany teny Ambohijatovo niaraka t@ TGV d izay koa no mbola tsy ankanesany eny miaraka @ TIM sady matahotra ny PDs izy sao d goaka eny marina ny V....v hihihi...
D ilay akoho hono tsy hiverina intsony fa efa lanin'ny kary mainty be klé!

14. Oay
(
25/03/2009 12:50)
rastafarai:
:lol: Ataovy mahita mitsy izy ry Bozy a! :-D Tary Goka V...v d hampitawatra anareo!! :-D
Rastafarai tsy ao ilay volo an! d ohatrany mila manifinify ihany koa sady mila tia baolina mba manao sport kley é! D tandremo fa ny V....v efa natao ho goaka fa ny loha raha goaka d manahirana a!
ONE LOVE (Bob Marley)
One Love, One Heart
Let's get together and feel all right
Hear the children crying (One Love)
Hear the children crying (One Heart)
Sayin' give thanks and praise to the Lord and I will feel all right
Sayin' let's get together and feel all right
Let them all pass all their dirty remarks (One Love)
There is one question I'd really like to ask (One Heart)
Is there a place for the hopeless sinner
Who has hurt all mankind just to save his own?
Believe me
One Love, One Heart
Let's get together and feel all right
As it was in the beginning (One Love)
So shall it be in the end (One Heart)
Give thanks and praise to the Lord and I will feel all right
One more thing
Let's get together to fight this Holy Armageddon (One Love)
So when the Man comes there will be no no doom (One Song)
Have pity on those whose chances grove thinner
There ain't no hiding place from the Father of Creation
Sayin' One Love, One Heart
Let's get together and feel all right
I'm pleading to mankind (One Love)
Oh Lord (One Heart)
Give thanks and praise to the Lord and I will feel all right
Let's get together and feel all right
16. Oay
(
26/03/2009 10:03)
fijo:
maty eto ndry ry oay kely ,fa avy aty karakaraiko kely aloha.
Aoka lesy ry fijo fa angaha elah anisan'ireny PDs ireny lelika é!