mizara telo izany isika izao
1. bazylou
(
25/03/2009 01:55)
ny andaniny manohana an'ilay le8 nitetika sy be fitetika ny hipetraka eo amndrakizay ary nifona tongotra aman-tanana ny loza sy heloka vitany.
Izy manokana aza any ivelany any amin'ny maizina no mitady hialokaloka sy hivarotra ronono.
Madagasikara aloha tsy mia izay vola sy trosa tsytambo isa ataon'ny ilay io isan'ora e!! trosa izay izy nomanao azy diaianao no mandoa avy eo:: ahoana izaony air force , na ny fmi aza nanontany tena hoe taiza le sosy 30.000.000 $ nividiananao an'io??? taiza?? tsy nahavaly fa nivaloharika hono lery!!
Dia mbola misy ihany no manohanaizany fa voky abobo sy olympiko tao !!! Brefn betsaka ny trondro maty manara drenirano e.
NY ankilany manatena ary miandrandra mada vaovao. TSY NISY NY COUP D'ETAT, satria nomen'ilay 8 ny rasila ny fahefana ary io indray no nanome azy an'i TGV, aoka hazava ny resaka !!! reto gasy reto mankoo olona malemy saina sy be fitsarana amboalohany amin'ny tsy antony. NA eo ambany masonyaza tsy hitany akory ny fandehan'ny zavatra.
EFA nivadika ny pejy!! ary fandaniana andro ny manohatra an'io tgv io.
NA le hoe mandat iray ihany ny filoham-pirenena nolazain'ny tgv dia fa hisy dingana lehibe ho avy. Hiala amin'ny mandat à vie izany , sahala amin'ny deba, le8.
NY fahatelo dia ireo spektatera tsy manana safidy fa mijery ho eaiza no azahoko amelezana hihinana vary anio!!!! tsy misyomena tsiny ireo kanefa na hoela na ho ahingana dia hifidy ny sokajiny ihany izy!!!!!!!!!!!!!!!!!
Dia ahoana hanao ohatran'ny teo aloha ihany izany ?? mivory kely dia mifamono dia hoe ....... tsy hisy izany e!! tsy tafalanareo teo io!!
:* :evil: :evil: :evil:

novalian'i pitchou ny 26/03/2009 03:05
2. nelina
(
25/03/2009 08:19)
zà koa manohana 100% ny hevitrao é!
tsy misy mahatafala an'i tgv eo rà mbola eo foana ny foloalindahy na ny casque bleu aza hialamaina fa anay io!!! tsy matahotra zahay ka na hanampy koa na tsia ny communauté international sy ny union européene, sy africaine dia tsy koà zany fa masimandidy @ ny taniny ny malagasy!!!na hiaraka ihinambozaka eto aza dia vonona ny malagasy hiaro ny fiandrianampiréneny fa tsy ho zogain'ny vahiny isan'andro vaky izao eto isika
MISAOTRA ANAO AHO ANDRIAMANITRO O! NANOME AN'I ANDRY TGV HANALA NY FIRENENANAY TEO AMBANY ZOGAN'NY VAHINY !!! TAHIO IZY HO ELA FANAPAHANA EO @ NY TOERANA NAMETRAHANAO AZY EO io ARY HIADANA FINARITRA AMIN'ZAY NY VAHOAKA MALAGASY!!! misaotra TOMPO o!
misy dikany matoa noesorin'ANDRIAMANITRA tsy hikambana @ AFRIKA ny nosy MADAGASCAR, tsy afrikanina tsony isika efa naanomboka tany @ taona arivoarivo lasa tany, io ny canal de mozambique maneho izany fa tsy afrikanina isika!!! na ny volonkoditra malagasy aza dia hafa mihintsy mihoatra ny afrikanina!!!

4. xxx
(
25/03/2009 09:46)
Bazylou : efa milamina aloha zao ny any na eo aza ny fitokonana ao A/vo !
Ny hoe haharitra h@oviana ireto izy ... ary ahoana ny fiatraikan'izany eo @ fiainana andavanandro, zay zao no jeren'ny tsi1-1 eo ! d avy eo izy hifidy @izay hoe hanohana an'i TGV ve sa hamerina andra8 ...
Nelina : ny gasy efa ela no nandray vola avy any ivelany ary efa tsy manankolazaina loatra satria tsy misy atoraka : ireo harena ankibontany no takalony ary io indrindra no maha vizaka ny taranaka ho avy satria efa be loatra ny engagements noraisin'ireo nitondra...sy ny nataony ampaosy :°)
Raha mba manankohanina moa maninona f'ty hoe ny razambe niady sns ... ny tanindrazana lasan'ny vahiny, ny tena maty mosary ...mampalahelo. :cry:

5. Oay
(
25/03/2009 10:29)
hery:
Ary lasa aiza hono i Ny Hasina Andriamanjato? :-p
Toa hoe lasa an'i italie any hono hihaona @ Khadafi raha tsy diso za!
6. pitchou
(
26/03/2009 03:05)
bazylou> mbola misy sokajy faha4: ireo manohana ny zarazarao hanjakana sy ireo mercenaires! zara aza misy korontana hazahoam-bola. Tsy spektatera ireny fa mandrehatra ny afo raha sanatria mitady ho samy drodroka ny mpanohana an-dra8 (efa dependants an-dra8 rizareo fa tsy manan izay mba azy manokana intsony, na nandairan'ny ody fitian-dra8 na ...) sy ny mpanohana an'i TGV (satria lasan-dra8 sy efa namidiny t@ hafa h@ slipo anaovany, na ireo manohana azy fotsiny satria tanora toa azy izy, na ireo mihevitra fa efa tsy nataon-dra8 ho isan'ny hanankarena d manantena fa hifanohitra @ izay ity tgv ity)