Pastera milaza zavatra tsy nisy= MANDAINGA

1. zandikely ( 24/03/2009 21:54)
Le Secrétaire Général de l’Eglise protestante reformée ou Fjkm a reconnu dimanche dernier lors d’un culte qui s’est tenu au temple d’Andrainarivo qu’effectivement, les militaires n’ont jamais fait boire son…
urine au Président de cette église, le Pasteur Lala Rasendrahasina comme l’a affirmé le Commandant Charles Andrianasoavina. Rappelons que selon un membre du bureau de l’église, cette affaire s’est déroulée lors du moment où le Pasteur était retenu au camp du Capsat à Soanierana et ce membre a affirmé qu’on lui a fait boire son pipi ! Le Commandant Andrianasoavina Charles qui s’était chargé personnellement de la garde du Pasteur Lala Rasendrahasina est catégorique et l’officier était même allé plus loin en indiquant que si le Pasteur est vraiment un chrétien, il doit dans ce cas dire à toute la population malgache la vérité. La question se posait effectivement depuis que les « Mpiandry » ont trouvé et déterré les objets fétiches de Marc Ravalomanana, qui est toujours vice-président de l’Eglise réformée Fjkm. Ainsi, beaucoup ont douté de la sincérité et de l’honnêteté du Pasteur Lala Rasendrahasina, Président du Fjkm qui était propulsé à ce poste par l’ancien président de la République. Pire, certains fidèles du Fjkm soupçonnent que Lala Rasendrahasina est très au courant de ces pratiques diaboliques de Marc Ravalomanana. Le Président du Fjkm a donc été arrêté avec les trois plus hauts gradés de l’armée par les militaires lors de l’annonce d’un directoire militaire à Antanimena mardi dernier, après la démission de Marc Ravalomanana. Le pasteur était ensuite retenu au camp du Capsat à Soanierana pendant quelques heures, le temps de faire la passation de pouvoir entre le directoire militaire et le Président de la Hat Andry Rajoelina. Selon l’explication de ce membre du bureau du Fjkm, avant-hier au temple d’Andrainarivo, c’est durant ce laps de temps que l’affaire s’est déroulée. Et avant-hier, le Sg de cette église a annoncé qu’il s’agit d’un… malentendu venant d’un mot souvent utilisé par les Malgaches lorsque l’on a de l’émotion mais un mot que Lala Rasendrahasina n’a pas l’habitude d’entendre ! En tout cas, le débat est clos sur ce sujet sauf si d’autres vont encore soulever le petit oubli de présenter par la suite les excuses après avoir accusé les militaires.
(Source : La vérité )


Tsy mankasitraka ny fomba feno habibiana nataon'ireo miaramila tamin'ity Pasitera ity ny tena fa mba gaga iany koa fa zavatra noforonina fotsiny koa ilay hoe nampisotroina maloto izy.
Mandreraka sy manakorontana olona mihitsy ireo Pasitera Mpandainga isany ireto. Angaha efa nesorina tamin'ny Baiboliny koa hoe Aza Mandainga.
Soa iany fa Pasitera...........................

novalian'i xxx ny 25/03/2009 07:00
2. ifiona ( 24/03/2009 21:58)
Raha i Jean-Luc Rahaga dia tsy mahagaga, efa nisy nanao dinika io tato androany, jerijero atsy ambanimbany atsy
3. fijo ( 24/03/2009 22:15)
ary i odon ve no atao hoe FFKM sa ahoana?
4. zandikely ( 24/03/2009 23:43)
Toa tsy misy hidiran'i Mgr Odon ilay resaka.
5. fijo ( 25/03/2009 00:18)
ka ampidirina izy ka.mino ve nareo rah aireo fihetsiky ny miaramila ita ireo,fa tena tsy nisy herisetra tao????sa eto le ten ahoe "minoa fotsiny ihany "fa capsat no miteny?
6. zandikely ( 25/03/2009 01:44)
Tsy misy manda velively ny fisiana herisetra fa ny filazana fa nampisotriana maloto izy no fototrin'ny resaka. Io zavatra io tsy marina akory.
7. klitika ( 25/03/2009 02:43)
Satria ampitahorina ho vonoina ireo lohandohany ao amin'ny protestanta raha mbola miziriziry dia aleo aloha manaiky fa lainga ireny teny nolazaina ireny.

Izay no marina

Fa ny katolika no tena nandainga satria efa fantany ny niandry tany Antanimena, saingy mody nentiny tany iretsy Jeneraly amin'izay mora raisina. Tsikombakomba efa tamin'ny taona fanjanahan-tany no mbola natao ihany. Jodasy 30
8. nancy ( 25/03/2009 02:58)
Ny zavatra hitan'ny besinimaro maso aza ireny no nataon'ireto capsat, ka mainka fa tany ambadika tsy nisy nahita tany???

zandikely:

Tsy misy manda velively ny fisiana herisetra fa ny filazana fa nampisotriana maloto izy no fototrin'ny resaka. Io zavatra io tsy marina akory.



9. zandikely ( 25/03/2009 04:30)

Mahagaga mihitsy ireto protestanta ireto raha tsy hanaratsy katolika, efa hita fantabahoaka izao fa ny Pasitera no nandainga mbola avadika hafa indray ny resaka.
Tamin'ny andron'ny Mpanjanatany hono, fa efa adinon'ireo Protestanta sahady koa ny nataon'ireo misionera protestanta i Ellis izao atidoha tamin'ny nahafaty an'i RADAMA II satria noheverina fa niandany loatra tamin'ny katolika izy na dia hita fa Déiste izao aza izy. Efa adino sahady koa ve ny nataon'ny ekipan'ny Praiministra Rainilaiarivony an'ireo Katolika tamin'ny andron'i RANAVALONA II. Victoire Rasoamanarivo niaina an'izany tsara.


Cujusvis hominis est errare.
10. bozyboleta ( 25/03/2009 04:48)
Mahagaga mihitsy ireto protestanta ireto raha tsy hanaratsy katolika, efa hita fantabahoaka izao fa ny Pasitera no nandainga mbola avadika hafa indray ny resaka.

Efa tsy i Pasitera intsony moa izao no atao fahavalo fa ny mpino Protestanta rehetra ka dia ho hita eo ny hetsika @ Alahady 29 martsa 2009.
Hiseho vahoaka izany ny lazaina fa mpandainga sy mpamadika.
Na izany aza tsy handray ho fahavalo ny mpino katolika akory ny Protestanta fa izireo aza tsy afa-manoatra @ ataon'i razanakorona.
11. xxx ( 25/03/2009 07:00)
klitika:

Satria ampitahorina ho vonoina ireo lohandohany ao amin'ny protestanta raha mbola miziriziry dia aleo aloha manaiky fa lainga ireny teny nolazaina ireny.

Izay no marina

Fa ny katolika no tena nandainga satria efa fantany ny niandry tany Antanimena, saingy mody nentiny tany iretsy Jeneraly amin'izay mora raisina. Tsikombakomba efa tamin'ny taona fanjanahan-tany no mbola natao ihany. Jodasy 30


Mora aminao ny manendrikendrika ny katolika : d hampiova inn eo @ ilay lainga novoizina momban'io fampisotroana tsy nisy io zany !! mampisavorovoro ny mpamaky eto fotsiny :°) Lamaody marina ilay milaza hoe matahotra ho vonoina... :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.327