Aza mirediredy sy midelira fa tsy ho voaongana tsony io!
1. andrywui
(
24/03/2009 20:49)
Ny miaramila no herin'ny Firenena (tena ny miaramila mihitsy) satria ny police sy gendarme aza mbola ny filaminana anatiny fotsiny no hiandraiketany ! ka mazava be zany fa ny miaramila no mitondra ny hery voalohany eo amin'ny firenena ! ka raha mbola hieritreritra hoe hampiditra mercenaires na commando na ... de tadidio fa ho faty eo daholo ireo vazaha ireo raha tsy mahay tsara ! ka mbola averiko ihany ny hevitro oe ! alao hiasa aloha ny Fanjakana vaovao ka raha tsy mahavoa izy dia ho tsarain'ny tantara eo ! fa raha hanao be loha eo dia ho be ndray no maty eo !!tadidio fa efa niaky sy nifona tamin'ny vahoaka Ravalo fa tena nanao folaitra be sy diso ary tena niaky sy nibebaka be mihitsy !:fa isika ato no mbola bebe hevitra tsy manaiky io !! ALAO HIASA NY OLONA ALOHA FA AZA MANAO TERY VAIMANTA RY HAVANA
novalian'i fijo ny 25/03/2009 00:22
3. KALACK
(
24/03/2009 20:55)
tiak n adinao rawuiwui tazon hatramin' faran miits ny evitrao s n tohannao f aza avel hanjakan'ol zan fa ref zay d zay hatrm faran a, ten lehila ianao ra voataznao hatrm faran ny ol tohannno ,eken lets zandr a,tazon n mah TGV anla hatrm faran e ,zay n hevitrao d zay zay ,tres bien
4. xxx
(
24/03/2009 20:56)
ka izay fihaikiny sy fifonany izay indrindra no hamerenanay azy eo! averinay ny dadanay!!
6. andrywui
(
24/03/2009 21:04)
Tsisy dada miverna zany tsony eo ry xxx fa dada ny anlah a! efa vita ny aminy efa tsisy tsony zany ravalo izany fa nofinofy sisa ka aza resahina be eto am forum eto tsony fa mampirongatra alahelo anareo eo fotsiny ! olona hafa ndray eritreretina !
8. rakaroka
(
24/03/2009 21:08)
'zay mitry wa , aza miady fa mi- (l)
'za aloha tsy momba ny atsy na ny ary , 'ndrao voatifitra eo kou : mamy ny miaina kou! sady tsy mbola vita ny fikarohana hoe "iza marina no tokony "ombana"?.... :roll: :?: fa izay mahasoa no "ataovy e!" , dia
M A H E F A BBbbbbbbE D A H O L O ! ho fampandrosoana araka izay saim-pantany avy! :wink:
'za aloha tsy momba ny atsy na ny ary , 'ndrao voatifitra eo kou : mamy ny miaina kou! sady tsy mbola vita ny fikarohana hoe "iza marina no tokony "ombana"?.... :roll: :?: fa izay mahasoa no "ataovy e!" , dia
M A H E F A BBbbbbbbE D A H O L O ! ho fampandrosoana araka izay saim-pantany avy! :wink:
11. xxx
(
24/03/2009 21:59)
raha tena nisaina ny tgv d nanomana olona nofidiana @ 2012 fa tsy tonga d nanongana, zao maty pasipaoro! i DADA ihany no haverina!
