Maninona raha avy dia mankany amin'ny essentiel isika e!

1. xxx ( 24/03/2009 13:21)
Rehefa mijery ireto vahoaka 10.000 eo ho eo an-dra8 aho sy ireto vahoaka 4000 eo ho eo an'i TGV (tsara ho marihana fa aminà million ny gasy) dia ohatry ny mazava be tamiko fa ho avy indray ny gidragidra. Koa hoy aho hoe maninona raha manomboka mifamono dieny izao ianareo pro-ra8 sy anti TGV contre ny TGViste. Amin'izay mba tsy ho very fotoana isika. Ka izay mahafaty olona be indrindra eo (izany hoe ny nandresy tamin'ny ady samy malagasy) no lazaintsika fa légal sy démokratika.
novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:50
2. andrywui ( 24/03/2009 13:33)
ELAH AZA SADY MBA MAMOAKA HEVITRA ONY NEFA SADY MIAFINA KELY SADY MATAHOTRA IANY NY PS KO !! HA HA HA !!! SA VAVIKELY !! HAHAHAH

^:^ ^:^ :-@ :-@ ^:^ ^:^ :-@ :-@ ^:^ ^:^
3. naina3 ( 24/03/2009 14:01)
10.000 vs 4000 : win 10 000 =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
4. andrywui ( 24/03/2009 14:05)
mba 10.000pers hono nefa tsy nahavita innn akory fa nimonomononnn eraky ny lalana fotsiny !! nefa mba hoe bobaka be ! ka ny habetsany no innnn fa heriny !!!! ha ha ha !! monomonona no be tao de nody aby avy eo !!
5. KALACK ( 24/03/2009 16:15)
Efa mipetraka zany io fanjakana io zany ka ny fampandrosoana azy hiadiana hevitra raha tena tia an'i M/car isika
6. tgvra8 ( 24/03/2009 16:50)
aleo rangaha asiana gera kely raha izay koa no tadiavina aaaa za mpanelanelaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2818