diploma ilaina ho anizay te-hitondra firenena

1. xxx ( 24/03/2009 09:43)
Raha tiana handeha tsara ny firenena dia asio mari-pahaizana faraha-keliny ao anaty lalam-panorenana ho an'izay te-hilatsaka filoham-pirenena fa tsy izay olona manam-bola nefa tsy manana fari-pahaizana firy akory dia hilatsaka ho filoha, toy izao vokany hitantsika izao: diplôme académique no tiako resahina eto. Soa lavo hahay hamindra iny. Fa na ny mpitondra taxi-be aza takiana mari-pahaizana, koa mainka izay hitondra ny firenena? Sao hanala-baraka toy ilay hoe "le peuple qui m'a collecté à Ivato"
novalian'i xxx ny 25/03/2009 07:35
2. papala ( 24/03/2009 12:41)
"le peuple qui m'a collecté à ivato', : :lol: :lol: :lol: ka maninona io? oadray mety mihintsy io ry anona? mba mijere sy mihainoa ireny Olona manampahaizana sy ambony rehetra erantany ireny, fa tsy te hahalala zay ten'olona any izy fa maka interprète rehefa te hihaino ny resany? mbola ho ela koa nareo zany vao hiova toe-tsaina an! tena taraiky be mihintsy!
3. xxx ( 24/03/2009 14:51)
:@ :@ :-w :-w :@ :@
4. ndenn ( 24/03/2009 15:29)
xxx:

Raha tiana handeha tsara ny firenena dia asio mari-pahaizana faraha-keliny ao anaty lalam-panorenana ho an'izay te-hilatsaka filoham-pirenena fa tsy izay olona manam-bola nefa tsy manana fari-pahaizana firy akory dia hilatsaka ho filoha, toy izao vokany hitantsika izao: diplôme académique no tiako resahina eto. Soa lavo hahay hamindra iny. Fa na ny mpitondra taxi-be aza takiana mari-pahaizana, koa mainka izay hitondra ny firenena? Sao hanala-baraka toy ilay hoe "le peuple qui m'a collecté à Ivato"

Tsy condition régalienne ny fananana diplôme hitondrana tany sy ny fanjakana ary tsy condition n' ny franc maçon koa ,ary mbola tsy condition n 'ny fikambanana maro eran -tany .
Ary ny momba ny fanana azy dia tadidido fa eran' izao tontolo izao dia efa hita fa be dia be ny diploma voavidy sy tsy misy dikany nefa dia noraisin' ny ankabeazan' ny olona ho tena manan-danja tokoa eo @ fiainana .
Tadidio fa maro be koa ny firenena tsy mi se baser @ fananana diplome hahatonga eo @ izany toerana izany ,soit par affiliation no hahazoana fitondrana, soit par competence ho an' ny sasany, soit autre , jereo ny any japan ohatra ny emperora angaha nisy nahita fa hoe manana diploma ?
Ny fananana ny diplome maro be ho an' ny firenena sasany dia midika fa olona conditionné @ fifampifehezana napetraky ny rafitra iray ny olona manana azy ireny ary tsy hahavita ny hieritreritra ny fiainam- pirenena satria mety hampisy handicape professionnel izany eo @ asa ho sahaniny .

5. xxx ( 25/03/2009 07:35)
inona ary no tena dikan'ny hoe le peuple qui m'a collecté à Ivato?
Misy dikany ve izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3779