Hasambarana sy Paradisa TGV
1. mion
(
24/03/2009 09:30)
TAIM-bava TELO nataon'ilay Jiolahim-boto:
1) * HAjaina ny GRADY sy ny FAHELANA eo amin'ny fanomezana andraikitra ny TAFIKA:
Inona no zava-niseho ? nohamafisina ny fanendrena ilay andré Ndriarijaona ho
CEMGAM izay colonel ? nankaiza ny jeneraly ? aiza ny tranainy sns...
mpirai-bato VILAM-BAVA voalohany izay.
2) * Ny TVM sy RNM dia an'ny rehetra ka lanjalanjaina ny fifandanjan'ny fitenana:
inona no miseho: Saika resaka TGV sy fanonganam-panjakana no 4/5 n'ny
fandaharam-baovao, ny 1/5 no mba milaza ny hetsika etsy ambohijatovo ary tsy feno
na ny sary na ny kabary nefa ny an'ny TGV efa ho 15 à 20 mn miresaka eo ihany
amin'ny kabary.
3) * Fanomezana tombon-dahiny ny orin'asa hafa:
Jereo ny VIVA, io irery no mahazo ny vaovao sy miditra any amin'ny tranom-panjakana samihafa , na ny TV PLUS izay mpisolelaka aminy aza vaky vava fa tena inona loatra no misy FIANGARANA sahala amin'izany ?.
Ny resaka "installation" t@ sabotsy: orin'asa n'iza no nanota ny fandaharana, ny afisy sns... INJET. F'angaha tsy natao offre na farafaharatsiny manao consultation de PRIX ?....
IZAY ILAY HOE LZAIN'NY VAVA HAFA, NY ATAON'NY TANANA HAFA, asakasak'izay mety mbola hiaraka amin'izany ihany
La "dictature" est morte, vive la DICTATURE ???

novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:53
2. Oay
(
24/03/2009 10:08)
Ka izao é, ny mahamaika d hoe satria mbola mamim-bahoaka ny TIM ka ny tokony ataony d managana fomba fanoherana aradalana tsy midina andalambe satria hanimba an'i Madagasikara izany ary ny fanjakana azo @ hery setra sy ady d tsy maintsy tazonina @ ady sy hery setra ka ny tokony atao d ny hevitra ahazoana ny fitondrana @ fomba demokratika.Noho izany d satria efa mazava izao fa ny hery rehetra misy eto Madagasikara no antsoina hanangana ilay repoblika vaovao ka d anjaran'ny TIM ny mitarika ny mpanohitra mba haneken'ny ankilany ny fampidirana ny heviny @ izany entina hanaganana ny repoblika vao² izany. Aleo mba eny ambony latabatra @ izay no hifampitady é! d amin'izay tsy hisy hiteny hoe fanjakana jiolahimboto.
3. Mirananirina
(
24/03/2009 10:14)
Mbola aiza re ny hanaovany antsika e.
valifaty anie ny an'i tgv fa tsy fitiava-tanindrazana mihitsy e.Rahoviana vao handroso ny firenena.

4. Oay
(
24/03/2009 10:30)
Mirananirina:
Mbola aiza re ny hanaovany antsika e.
valifaty anie ny an'i tgv fa tsy fitiava-tanindrazana mihitsy e.Rahoviana vao handroso ny firenena.
Tsy efa vitany kosa ve aloha izay ny valifatiny satria efa voaongana i Marc Ravalomanana fa ny tanjona manaraka no tokony hatrehan'ny mpanohitra d ny mba hahafahany mifaninana @ TGV @ fifidianana, noho izany d tokony hitondra ny heviny eo @ ilay fanganana repoblika vao² ny TIM d @ izay mazava tsara ny fitsipika mifehy satria ny hery rehetra misy eto @ firenena no handrafitra izany fitsipika izany ka raha mbola mamim-bahoaka ny TIM d holany @ fifidianana d voatsipaka i TGV tsotra be sady mora atao no tsy misy gidragidra izay hitondra tsy filaminana na azo aza ny fanjakana.
5. ratavao
(
24/03/2009 10:48)
Iaraha-miaky aloha fa mbola mitana hatrany ny odin'ny mpitondra R-8 teo aloha. Ka porofon'izany zao mbola korontana sy troatra isan-karazany, taim-bavan'ireo mpomba azy. Indrisy anefa fa efa voalazan'ny Soratra Masina fa: "Misy fetrany ihany ny asan'ny ratsy". Koa miandry izay ho fandaharana sy filaminana hatrany araka ny sitrapon'ny ao ambony!
6. mion
(
24/03/2009 12:46)
Izao ny effet n'ny demagogie, lavage de cerveau ary psycho-manipulation
ka minia mitapi-maso sy minia tsy mino fa ireny fampisehoana ody , sy mpiandry fôsika etc... ireny ané ka gesticulation ridicule et technique avokoa atao nlé tgv tsy mihidy loha malemy e.
Indrisy enao irery, na ody mahery toa inn ve ry ratavao dia ahazaka 10000 personne mahery, sa misy ody gasy 3 contenera indray atsy na aroa mbola tsy may ka zany no mahavory ol be toa izao? tadidio fa raha tsy ny capsat tsy tonga teo io TGV io fa enareo ze 2000 personnes teny @ 13 mai tsy ahavita inn
Iaraha-miaky aloha fa mbola mitana hatrany ny odin'ny mpitondra R-8 teo aloha. Ka porofon'izany zao mbola korontana sy troatra isan-karazany, taim-bavan'ireo mpomba azy. Indrisy anefa fa efa voalazan'ny Soratra Masina fa: "Misy fetrany ihany ny asan'ny ratsy". Koa miandry izay ho fandaharana sy filaminana hatrany araka ny sitrapon'ny ao ambony!
ka minia mitapi-maso sy minia tsy mino fa ireny fampisehoana ody , sy mpiandry fôsika etc... ireny ané ka gesticulation ridicule et technique avokoa atao nlé tgv tsy mihidy loha malemy e.
Indrisy enao irery, na ody mahery toa inn ve ry ratavao dia ahazaka 10000 personne mahery, sa misy ody gasy 3 contenera indray atsy na aroa mbola tsy may ka zany no mahavory ol be toa izao? tadidio fa raha tsy ny capsat tsy tonga teo io TGV io fa enareo ze 2000 personnes teny @ 13 mai tsy ahavita inn
7. mion
(
24/03/2009 12:48)
http://www.lepoint.fr/actualites-monde/madagascar-nouvelle-manifestation-contre-le-president-rajoelina/924/0/328438
10000 personnes zao, contre 2000 ny an'i TGV ???