FIANGONANA PROTESTANTA GASY AO CHENNAY( 78 )

1. satasol ( 23/03/2009 19:11)
Ho antsika mipetraka manodidina ny Chennay, Verssailles, Saint-Cloud,Vaucresson sy ny manodidina iny dia misy fiangonana vaovao Protestanta vao nisokatra ao Chennay eo amin'ny angle rue Sainte-Claire sy Lutherking.
Ny fianarana sekoly alahady dia manomboka amin'ny 14h ary ny fiaraha-mivavaka dia amin(ny 15h30mn.
Koa tongava maro fa efa manantona aty amintsika ny fiangonana.
novalian'i bazylou ny 26/03/2009 23:11
2. Mirananirina ( 24/03/2009 13:22)
Naninona no tsy natao mikambana,ny katolika koa.Mananihany aho an.
Tsara kosa izany
3. felanasoa89 ( 24/03/2009 19:39)
Mafinaritra fa hoavy zay Rasata raha izany a, zay tena eto Versailles.
4. bazylou ( 26/03/2009 23:11)
iza kay no ^pasiteranareo azafady e ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0845