28 Martsa 2009 TROCADERO TONGAVA MARO

1. felanasoa89 ( 23/03/2009 18:57)
Manasa antsika rehetra izay mipetraka aty andafin'ny rika mba ho tonga hamonjy ny hetsika fanoherana ny tsy rariny izay atao eo amin'ny Trocadero ny Asabotsy hoavy izao manomboka amin'ny 1 ora.
Taomy daholo ny tapaka sy namana ary ny havana aman-tsakaiza rehetra fa ny fahatongavantsika maro dia midika zava-dehibe eo anatrehan(ny firenena eran(izao tontolo izao.
novalian'i xxx ny 24/03/2009 21:24
2. xxx ( 24/03/2009 17:18)
Misy fiara hitatitra angaha? Tsy mbô manana fiara mantsy d tsy misy atao saran-dalana koa e:-P
3. xxx ( 24/03/2009 19:37)
Metro ligne 6 fa zany wr mihidy ny station trocadero fa station iena no miala.

4. xxx ( 24/03/2009 19:47)
Ka ilay mba kidôna toy ny any dago mihitsy ange no mba eritreretiko e! :lol: :lol:
5. xxx ( 24/03/2009 20:33)
voaray ny hafatra koa tongava daholo é! Métro 6 midina boissière,bus 30 ,32,72... tonga sy mandalo eny daholo ,ny taxi moa manatitra anao eny,fa izao é! nanatrika ny fivoriana tany amin\'ny FIAP 14 ième izahay,ka ny zavatra tsikaritray dia toa resabe no betsaka,fa aiza ilay tena hoe\"fandraisana ny tena andraikitra manoloana ny zava-misy any amin\'ny tanàna?apetrako io resaka io satria aminay dia tsy i RA8 no olana voalohany fa ireo asan-jiolahim-boton-dry ANDRY TGV sy ny tariny ka anapotehany an\'i GASIKARA tanindrazan-tsika iombonana,fanoherana sy hanapotehana amin\'ny fomba rehetra io sarin-tsarin\'ara-dalàna misy any amin\'ny tanàna io,satria tena manimba antsika gasy n\'aiza n\'aiza eto an-tany io fanonganam-panjakana misy io,koa ry gasy tia an\'i MADAGASIKARA REHETRA ndao ry ZALAHY,izay GASY manaiky izao fitondran-ndry ANDRY RAJOELINA SY NY TARINY IZAO aminay dia tena fahavalon\'ny DEMOKRASIA ary fahavalon\'ny fandrosoana, betsaka ny gasy afaka hampandroso an\'i GASIKARA ,fa ny DEMOKRASIA sy ny safidim-bahoaka no lalana fa tsy fanonganam-panjakana ,
6. xxx ( 24/03/2009 21:24)
zà leretsy matahatra basy mipôka ka tsary handeha ahako ka! :{ :{ :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2