ny vevavy tia mifosafosa !!! fa maninona ??????

1. xxx ( 23/03/2009 10:24)
fa maninona ary ny vevavy no tia mifosafosa e!! ny lelah mety manao ihany fa ny an'ny vevavy tena trop !! isaky ny misy vevavy miaona : na 1 na 2 sutout fa refa maromaro ( groupe) de tena tsy maintsy misy fifosana aao zay !!!
novalian'i fitia2006 ny 24/04/2009 17:29
2. Mirananirina ( 23/03/2009 11:43)
tena marina izany,ohatra ny tsy mety raha tsy miresaka olona .Tandremo fa misy lhl manao io koa a
3. ni81 ( 23/03/2009 11:44)
fa maninona ary ny vevavy no tia mifosafosa e!! ny lelah mety manao ihany fa ny an'ny vevavy tena trop !! isaky ny misy vevavy miaona : na 1 na 2 sutout fa refa maromaro ( groupe) de tena tsy maintsy misy fifosana aao zay
rehefa misy manao ireo toetra ireo aminao dia teneno izy hoe: aza manao toy izao fa tsy mety :)
4. vale ( 23/03/2009 12:23)
ts'hita ry sé fa taranak'i Eva a!! anefa na izany aza tsy ny rehetra no tia miresak'oul, y compris za!!... :lol:
5. xxx ( 23/03/2009 13:08)
inona no atao hoe mifosa ? Aiza no limite n'ny miresaka sy mifosa



6. xxx ( 23/03/2009 13:20)
xxx:

inona no atao hoe mifosa ? Aiza no limite n'ny miresaka sy mifosa


mifosa = manaratsy am resaka olona 1 na maromaro tsy eo imasony (n'izy ireo) ; manao filaza masaka ny mombamomba izanby olona izany sady manaratsy sy manamavo !!!

fa raha miresaka fontsiny de tsy mifosa !! sady fomba ny miresaka !!! c'est la limite !! raha miresaka ny réalité marina momba ny olona 1 tsy eo imasony de tsy mifosa zay !! ARAKA NY HEVITRO


7. ari.malala ( 24/03/2009 08:01)
tsy haiko aloha fa za ts tia ilay mifosa sady tsy mifosa e! sady tsy hitako koa hoe inona no andaniana andro hiresahana olona izany! ny rotoroton'ny fianana aza ity efa tsy hita izay ialana aminy ko mbola handany andro iresaka fiainan'olona ndray koa v?
8. xxx ( 24/03/2009 09:46)
ari.malala:

tsy haiko aloha fa za ts tia ilay mifosa sady tsy mifosa e! sady tsy hitako koa hoe inona no andaniana andro hiresahana olona izany! ny rotoroton'ny fianana aza ity efa tsy hita izay ialana aminy ko mbola handany andro iresaka fiainan'olona ndray koa v?



hoy enao fa tsy hoy ny sasany !!! tena zay tokoa ve nefa
9. xxx ( 25/03/2009 11:37)
hormonale izany ilay izy raha lazainareo fa ny vehivavy no mifosa fa tsy ny lehilahy :-)
10. ari.malala ( 26/03/2009 09:37)
:-D :-D :-D
11. tinalalaiko ( 26/03/2009 09:51)
salut daholo e
ny anton d satria eo ny fialonana ,tsy mahagaga io e
fa tokony hitandrina fotsin isika vevavy fa na dia ny namana mifampizara n manta sy ny masaka aza dia fosaina ihan ko.manimba zavatra be dia be io an
12. fitia2006 ( 24/04/2009 17:29)
za kosa tsy d'accord e fa ny lehilahy no tena grave be ra hifosa ary mamorona ny tsy misy mintsy aza refa tsy nahazaka sipa iray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275