HOY I SAMOELA: On a CONARD AU POUVOIR
1. mion
(
23/03/2009 08:04)
tsy maintsy mitolona tsy ho azy irery fa ho an'i Madagasikara izay efa eo ambany vahohon'ny Frantsay . Hitolona hiaro ny fahamarinanana, ho @ demokrasia tena marina, ho an'ny Malagasy rehetra. Mila mitolona hanehoana fa misy hasiny ny rà Malagasy nilatsaka t@ 1947 izay namoizana aina 300 000 dont 60% des femmes et enfants (GENOCIDE perpetrée par l a France).
Ary ny malagasy dia tsy mila citoyen français hitondra ny fireneny, tsy misy hanaiky ho voazanaka fanin-3 intsony izao
DICTATURE
----------------------------------------------
100 fois pire noho ny efa hita
- Nofoanana ny Senat, nofoanana ireo Deputé : ny lalam-panorenanana ihany no afaka manafoana ireo
- Remaniement des membres de la HCC : 90% dia tendren'i TGV
- Fakana fahefana tao anatin'ny fampihorohoroana sy ny fandrobana
- Jerevo fa MBOLA HO AVY ny zavatra hafa: akarina ny hetra fa tsy nanome vola intsony ny mpamatsy vola, ze kely anananao dia atao saisie, ny zanakao dia alaina hanao milisy ze feno 15 ans etc...
C'est la DICTATURE elle même qui se dénonce !!!
RDV 13 Mai manomboka anio hoa an'izay tia tanindrazana
-----------------------------------------------------------------------------------------
Ho fanoherana ny fandrim-baham-pahefana sy ny fanitsakitsahana ny safidim-bahoaka tao anatin'ny fampihorohoroana ary ny fametavetana ny finoana an' Andriamanitra

novalian'i yuka ny 23/03/2009 09:46
3. ifiona
(
23/03/2009 09:11)
" 10H05 : Andry Rajoelina affirme qu'il ne cèdera pas à la communauté internationale. Il lui demande de respecter la volonté du peuple malgache."
Quel peuple???? Matoa mbola misy ny manifestation ry reto dia izahay tsy hanaiky an'io TGVendrana io a!!!!!!!
mbay tany ry Andry fa izahay tsy mila devoly lahy mpanao didy jadona maniratsira raiamandreny a!
mbay ery e! pouah!