Ho an'ny tandroka aron'ny vozona...

1. BlackGasy ( 23/03/2009 07:33)
Zah aloha dia tsy hanao miaramila zany raha toy izao no ataon'ny tafika eh, tena manalabaraka marina eh, tsy misy intsony ny Fanajana ny Supérieur fa dia samy manao zay saim-patany fotsiny avy rehefa keli2 koa zazavao tsy mandray ny baikon'ny Encadrement tsony fa manohitra amin'ny basy, tongava saina ianareo tafika ireo f'izany no hitranga rehefa tsy arahinareo ny Règlement mifehy anareo, satria ny nataonareo dia tsy maintsy havalin’ny zandry aty aoriana aminareo ihany. :idea: :idea: :idea:
2. ravatorano ( 23/03/2009 07:45)
asa tokoa re raha ho vaofehy tokoa ny tafika amin izao fotoana izao indrindra tao arorianan'ireny zavanitranga teto ireny
azo antoka ve fa atsy afara atsy dia hisy miaramila kaporaly handà baiko ka hampitodika ny basy sy tafondro amin'ny lehibeny ary dia ho henjehina aminà tribonaly miaramila avieo.....Tys hampino izany satria ny nataon ireo zokiny ihany no averiny ary aza adino fa ny miaramila amin 'izao efa tsy izany "grande muette" izany intsony fa efa sah miandany amin'ny firehan kevitra ara politika iray .Ekena fa tsy vao izao zany satria hatramin'ny nidiran'ny revolisiona sosialista teto no nisian'ny miaramila nanao politika fa tsy dia hita mivantana be loatra toy ny amin izao fotoana izao !
3. saranga ( 23/03/2009 08:30)
Za miaramila taloha (efa nahavita 15 ans) fa io Colonel Ndriarijao CAPSAT io dia olona mpandrongony, efa lehibenay izy io. Ny henoko aza ange ka saika izy mihitsy no hitifitra an-dRavalo e !
4. Mandefitra ( 23/03/2009 09:04)
Ef voky fromage ry zalahy zao ka ... vao maika miha biby.

ANDRANOMANELATRA

L’usine Tiko pillée
Les militaires auraient alors intimé l’ordre de les emmener au magasin de stockage de fromage. «Trois tonnes de fromage Byba ont été embarquées à bord de trois voitures 4x4 dont les numéros d’immatriculation n’ont pas été relevés à cause de l’obscurité. Sitôt leurs forfaits accomplis, ils se sont volatilisés dans la pénombre de la nuit. Le lendemain matin (hier), trois camions chargés de riz blanc ont été vus à Manjakatompo, à un kilomètre de la première usine. Malheureusement, nous n’avons pu mettre la main que sur l’un d’eux», ont-ils déclaré dans leur déposition.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076