Nouvelles manifestations à Ambohijatovo à partir de demain

21. ravonjison ( 23/03/2009 10:02)
Ekena e .Tsy maintsy esorina ry TGV. Mitady ho fetsifetsy ratsy ilay Rajoelina iny. Efa hita ny fikany. Ny fifidianana ihany no ahazoana seza.
22. shoooter ( 23/03/2009 14:01)
Mazotoa milahatra ry TIM malala a, sady aza marary fo fa toerana hifandimbiasana io ary mahareta hatramin'ny farany ovay kely fotsiny le hoe tolona tsy maintsy mandresy zay efa lasa hoe tsy maintsy tafaverina i dada mdrr de i dada zany hiasa irery ko tsy misy foloalindahy afa tsy general nga reny afaka mibaiko raha tsy eo ny eo ambany le nodakana fahiny mahereza e, nareo mo malaza hoé intellecté ko mahereza ampiasao ny atidoha nefa ny tena loza de izato ianareo resin'ny fozaorana, fanjakana maivana kely fa resin'ny DJ nga ny miaramila pomba andra8 tsy mba nisy afaka niaro sy nisambotra ireto capsat lazaina fa mpikomy to izy rehetra zany no mpikomy ra atao ny analyse ka inona tsony ny an'i dada raha hiverina eto
23. tovolahy007 ( 23/03/2009 14:27)
sotera> WAIT AND SEE. hahahaha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0924