CV de tgv

1. NyMisaina ( 22/03/2009 09:37)

CV de TGV

- on le surnommait TGV satria izy mahita an'io fika ratsy rehetra io fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! Tsy nisy tsy nahafantatra azy ny mponina tao Besarety, indrindra ny manodidina an’i Dada mpanamboatra moto.

- 19 ans, nahabevoka zanak'olona ka nomena vola ny reniny hanalana ilay zaza

- niala tao amin'ny école satria afa baraka, niady tamin'ny frères rénel ka nodoran-dry zareo ny zandrin'io farany io. Crime étoufée satria deba no prézidà t@ zany

- deux ans tato aoriana, accident teny Alarobia fa nifoka sy nihinana amphetamine (ilay namany nandeha fiara teo aloha no maty sur Peugeot 205 GTI 16S menamena) nahafaty olona 5 izay sipa mineur mpianatry ny LMA Ampefiloha ny iray, fa izy sy ekipa hafa nanenjika avy tato afara dia avy eo nitsooka rehefa avy nak any zavatra sarobidy rehetra teny amin’ireo maty : Nasaina nesorina ny rond point (croisement entre Ankorondrano / Alarobia visite technique / Lycée technique Alarobia) na ilay ilot satria io no diso tam izay fa tsy ny excès de vitesse estimée à plus de 140 Km/h

- Ny anabaviny nampanambadiana an’ilay vazaha tompon’ny le Bus taloha satria nilà sôsy betsaka nampandosirana an’i Andry (chef du Gang TGV) tany an-dafy mba hianatra. Fianarana tsy vita, ny tena tratra nangalatra CD sy bombe de peinture tany grande surface tao Paris

- Nanambady an i Mialy par intérêt satria efa niha faillite ny fianakaviana: novidian'i rafoza ny domapub ka navadika injet (il a même dit ne pas être sur de son patérnité)

- t@ andron'i deba, naka vola natao fond tany @ pierrot+facilitation fampidirana imprimante grand format. takalony: sarin'i ratsiraka ngôôda b teo ampefiloha lay nankandou b iny, teo am station lasantsy

- nanao afera niaraka t@ concept izay nangalatra ny volan'i ratsiraka taorian'ny naha exiler an'i lery: nisasahanana ny sôsy ka i concept nanao afera singapour ary lery niketrika ny ho lasa panao pôlitika

- maire: tapitra ny sôsy ka nanao levée de fonds tetsy sy teroa, sous pretexte hoe reconstruction hotel de ville: aiza lé sôsy reny zao? (4 milliards teo ho eo)

- farany teo : ni debloquer vola indray i rafoza nividianana ny rasil CAPSAT izay tsy iza fa ex resep daholo ka mora ny firesahana: takalony, fiverenan'i Ratsiraka izay tokana henoi'ny CAPSAT teny.

- Ny rafonzan’I Andry tsy nananana soupcon mihitsy taloha satria nahay nilomano foana miaraka amin’izay mpitondra teo foana (pro-ratsiraka miasa mangiana)

Mbola misy resaka hafa maizina any fa hivoaka f'aza taitra e!!

Avohay mba ho hitan'ny olona ny cv-ny.Ampamoaka @izao izy eo @ fitodrana izao.

Aboridano mihitsy e

Zaraina ny marina rehetra

Il faut publier ce CV dans le Courrier international - le Monde - ex...bref les médias internationaux
novalian'i Mio21 ny 22/03/2009 12:15
2. xxx ( 22/03/2009 10:01)
Fa aiza no porofo fa tsisy lainga io voalazanao io moa e!
3. Mio21 ( 22/03/2009 11:00)
Fa misy olona lasa nitapy t@ politika ve ato klé? Tonga d fantatry ny mpandrindra zao io PS nitapin'ny politika io na d manao xxx aza. :-D
4. ifiona ( 22/03/2009 11:07)
mio21 tsy voatery ho lery anefa io fa mora kely anie ny manao copier coller dia avy eo mody anaran'olona hafa no atao eo rehefa une fois copié e

zany eo ihany fa msaotra t@ lé cv fa efa hita zao fa bandy tsy hitondra ho aiza

na ny mpiara mianatra taminy aza efa kobo

okay
5. xxx ( 22/03/2009 11:17)
Fa misy olona lasa nitapy t@ politika ve ato klé? Tonga d fantatry ny mpandrindra zao io PS nitapin'ny politika io na d manao xxx aza.
:-D :-D :-D :-D maro mihitsy no lasa adala ato e! Ny sasany nalahelo ny filoha taloha lasa ary tsy faly @ ty vaovao, ny sasany faly @ ty vaovao ka tsy mahita lalan-kizorana fa miraparapa. Moramora fa vao miandoha ny tantara e! Mbola aiza ity lalana.
Be no hiditra hopitaly ato ho ato fa maro ireo voan'ny tosi-drà miakatra! :lol: :lol: Aleo ihany mifitsapitsaka fa mbola mamy ny miaina koa! :lol: :lol:
6. xxx ( 22/03/2009 11:46)
Miala any indray ny fozaorana mpanao copie coller :-@ :-@ :-@
7. xxx ( 22/03/2009 11:48)
D hampiova inn anefa ny fanaovana an'izao e ? misaina marina :°)
8. Mio21 ( 22/03/2009 12:15)
ifiona> tsy voatery lery tokoa, fa na iza izy na izy d tokony ieritreritra kely hoe efa mitady tsy ho avotra intsony nge zaho zany. Ho tapaka lalandrà na ho lasa adala mialohan'ny Ra8 sy TGV eo klé.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0543