eritreritra mba mandeha

1. xxx ( 21/03/2009 22:46)
nandinika ihany aho dia nahita fa isaky ny misy fihovam-panjakana any frantsa dia misy korotana ao afrika!!
niditra i giscadr d'estein dia nisy firenena afrikanina nikorotana sy nisy fanongana_mpankana,
torak'izany koa t@ andron,'i miterrand,dia tamin'ny chirac niditra koa dia tahakizay ihany koa!
tsy hotanisako sy hanomezako profo eto moa izany rehetra izany fa dia anjaratsika no mitady azy.
I madagasikara moa dia tsy nisy an'izany hatramizay,
voa tonga teo amin'ny fitondrana i sarko dia efa nahiko izao zava-mitranga eto an-toerana izao sainga nieritreritra aho oe ny malagasy misaina ka tsy ho tratran'ny frantsay amin'izany zavatra izany kanjo diso be ny eritreritro fa roa taona taty aorinan'ny nahatongavan'i sarko dia nisy fanonganampanjakana teto an-toerana,mitatata demokrasia ny gasy kanefa ny mifanohitra amin'izany no zavamitranga.
izaho manokana dia tsy nakasitraka ny fitondrana teo aloha (ravalomanana) kanefa dia mbola tsy hakasitrahiko bebe kokoa ny "COUP D ETAT"
ahona ny hevitrareo amin'izao zavatra nolazaiko tetsy ambony zao?
novalian'i xxx ny 22/03/2009 10:20
2. tovolahy007 ( 21/03/2009 22:53)
Izaho de mitovy aminao tanteraka. Jereo tsara ity zavatra ho lazaiko ity. Dradradradrain'ny TGV lohany ny hoe tsy maintsy manaraka ny lala-panorenana, ary izany no nanalana an'ny Ravalomanana teo satria hoe tsy mandika lalam-panorenana. Ilay resaka tany saika ampanofaina t@ Koreana io. Dia nefa ao @ lalapanorenana ao misy izao lalana izao mazava tsara: "TSY MISY OLONA AFAKA MIROTSAKA NA MITONDRA AN'NY MADAGASIKARA RAHA TSY FENO 40 TAONA ILAY OLANA". Firy taona moa lery io? 34 taona. Tsy mandika ny lalapanorenan'ny Madagasikara ve izany. A@ olona mpanaja ny lalana dia mandika lalana i Andry Train fa @ ndry zareo efa zatra ny mandika lalana dia tsia ny valiny hoy ry zareo.
Mampalahelo anie Madagasikara e.
3. xxx ( 21/03/2009 23:11)
ny mapimé anahy dia i sarko mody oe mi-condamné ty coup d'etat ty nefa dia mazava be fa dia ny frantsay no ao ambadik'izao fanonganam-panjakana izao! taiza teto madagasikara moa no mbola nisy fanafihana lapa_panjakana ?
amizay ny zavatra tena napihomehy ahy dia nanaraka ny mpanao gazety hanafika ny lapa ambihitsirohitra! hita be oe cinema ilay izy.
Honte à l'armé malgache.
manipuler par un jeune homme de 34 ans qui est lui manipulé par sarko
4. xxx ( 22/03/2009 05:12)
Ity nge le tanjon io firenena io ahafahana manao ingérance. de ny mpitondra variana mandamina de ry zareo manao ny ataony e!

Organiser le chaos est de rendre le territoire ingouvernable et cela n’a pas qu’un intérêt local : le désordre et la violence seraient le prétexte rêvé pour justifier, demain, l’intégration d’une puissance étrangère et l’impossibilité de son retrait par la suite soit disant pour rétablir l’ordre. L’objectif est de créer l’anarchie et ... la fureur.

5. xxx ( 22/03/2009 10:20)
Hiditra
Tafiditra: andrywui

Hanova tenimiafina
Hivoaka
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Fitsipi-pifehezana
Fitadiavana
Hanoratra
Statistika
Endri-tsoratra
Ny dinika
Ny dinika rehetra
Dinika manokana
Hamorona dinika
Handray email
Serasera.org
Namana Serasera
Tononkira
Tononkalo
Bizna serasera
Lalao serasera
Ohabolana
Wikianja (wiki)
Resaka mivantana
Radio Vazo Gasy
Lisitra
Tahiry serasera
Takelaka hafa
Ny dinika rehetra
Antson'ny foArtista sy HiraDiasporaEritreritra mandaloFahasalamanaFanabeazanaFanatanjahantenaFety sy fihaonanaFiaraha-moninaFiarakodiaFirariantsoa, FankaherezanaFitiavanaFivavahana, finoanaHatsikana sy lalaoHoy ny gazetyHoy ny lalànaInformatikaKolotsainaMomba ny seraseraPolitikaResa-behivavyResa-dehilahySakafoSarimihetsikaSoso-kevitraTakelaka mahalianaTetikasa sy vinavinaToekarenaTontolo iainana!!Tsetsatsetsa tsy aritraVaovao tselatraVavolombelonavetso.serasera.orgZaridainaTe handray ny hafatra farany?

Ampidiro ny adiresy:

Delivered by FeedBurner

boxleft2 Politika
Hevitra mandeha : eritreritra mba mandeha
Isan'ny hevitra : 4

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-03-2009 23:46:32
Lohateny : eritreritra mba mandeha
nandinika ihany aho dia nahita fa isaky ny misy fihovam-panjakana any frantsa dia misy korotana ao afrika!!
niditra i giscadr d'estein dia nisy firenena afrikanina nikorotana sy nisy fanongana_mpankana,
torak'izany koa t@ andron,'i miterrand,dia tamin'ny chirac niditra koa dia tahakizay ihany koa!
tsy hotanisako sy hanomezako profo eto moa izany rehetra izany fa dia anjaratsika no mitady azy.
I madagasikara moa dia tsy nisy an'izany hatramizay,
voa tonga teo amin'ny fitondrana i sarko dia efa nahiko izao zava-mitranga eto an-toerana izao sainga nieritreritra aho oe ny malagasy misaina ka tsy ho tratran'ny frantsay amin'izany zavatra izany kanjo diso be ny eritreritro fa roa taona taty aorinan'ny nahatongavan'i sarko dia nisy fanonganampanjakana teto an-toerana,mitatata demokrasia ny gasy kanefa ny mifanohitra amin'izany no zavamitranga.
izaho manokana dia tsy nakasitraka ny fitondrana teo aloha (ravalomanana) kanefa dia mbola tsy hakasitrahiko bebe kokoa ny "COUP D ETAT"
ahona ny hevitrareo amin'izao zavatra nolazaiko tetsy ambony zao? Miverina ery ambony
1. Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 21-03-2009 23:53:40
Lohateny : Re : eritreritra mba mandeha
Izaho de mitovy aminao tanteraka. Jereo tsara ity zavatra ho lazaiko ity. Dradradradrain'ny TGV lohany ny hoe tsy maintsy manaraka ny lala-panorenana, ary izany no nanalana an'ny Ravalomanana teo satria hoe tsy mandika lalam-panorenana. Ilay resaka tany saika ampanofaina t@ Koreana io. Dia nefa ao @ lalapanorenana ao misy izao lalana izao mazava tsara: "TSY MISY OLONA AFAKA MIROTSAKA NA MITONDRA AN'NY MADAGASIKARA RAHA TSY FENO 40 TAONA ILAY OLANA". Firy taona moa lery io? 34 taona. Tsy mandika ny lalapanorenan'ny Madagasikara ve izany. A@ olona mpanaja ny lalana dia mandika lalana i Andry Train fa @ ndry zareo efa zatra ny mandika lalana dia tsia ny valiny hoy ry zareo.
Mampalahelo anie Madagasikara e. Miverina ery ambony
2. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-03-2009 00:11:46
Lohateny : Re : eritreritra mba mandeha
ny mapimé anahy dia i sarko mody oe mi-condamné ty coup d'etat ty nefa dia mazava be fa dia ny frantsay no ao ambadik'izao fanonganam-panjakana izao! taiza teto madagasikara moa no mbola nisy fanafihana lapa_panjakana ?
amizay ny zavatra tena napihomehy ahy dia nanaraka ny mpanao gazety hanafika ny lapa ambihitsirohitra! hita be oe cinema ilay izy.
Honte à l'armé malgache.
manipuler par un jeune homme de 34 ans qui est lui manipulé par sarko Miverina ery ambony
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-03-2009 06:12:53

Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

Mpanoratra : andrywui Tsy lazaina
Lohahevitra : Politika
Lohateny :
Endriny : Fanazavana

Hevitra :

[Sary fanampiny]

Hafainganana: 5.01s.
© 2003 - 2009 Eugene Hery http://hery.serasera.org - Tel. +39 3387442412 (Italy)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7414