Fiangonan'ny Smyrna sy ny avonavona ary ny didy jadona

1. xxx ( 21/03/2009 19:35)
Aza matahotra izay efa niaretanao , ny mpanoratra ny apocalipsy dia i Jaona , ary i Jaona dia miray fahoriana @ kristiana fa izy koa dia mbà natao sesitany tany katmosy nohon'ny haben'ny finoany .
Ka ity bokin'ny apokalipsy ity izany dia soratra masina entina hanoherana sy hiaretana ny fanjakazakan'ny ratsy ara-panjakana ohatra.
Raha teo amin'ny tontolo niaina t@'izany fotoana izany dia noterena ny olona rehetra hivavaka sy hiankohoka t@ Amperiora tany roma , izany no ataontsika hoe fanompoantsampy , ary izany indrindra no nahitan'ny apostoly olana satria
tsy nanaiky hiankohoka izy na nanao fiderana ho an'izany amperiora izany

à suivre...........

Ny kristiana rehetra dia hiaran'ny fanenjehana daholo fa tsy ianao irery , jereo koa ny tenanao fa mbà manenjika ny hafa koa na mpitoriteny aza

ny resaka tribonaly indray dia tsy misy hidiran'ny ny hadàlan'ny amperiora fa aza hafangaro ny kisoa sy ny vorona fa kosa ny didy jadona ataonao lava , ny avonavona , ny fitiavan-tena izay nahatonga anao tsy hanara-dalàna ka tsy hiaino ny hafa no mahatonga anao hiakatra tribonaly

Tsy hiakohoka amin'ny amperiora fa hiankohoka aminao ve ? ny amperiora aloha dia marina tsy misy hiankohoka aminy fa ny zavatra marina dia tinao ianao no hiankohofana sanatria JESOSY IRERY IHANY NO IANKOHOFANA

:idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea:
novalian'i xxx ny 21/03/2009 20:18
2. xxx ( 21/03/2009 19:41)
ka hametraka fanontaniana iray aho hoe ny kristiana ve hanaiky ny hilahatra @ fitafian'ny fanjakana izay manenjika azy ??

Jereo ty avonavona!! Jesosy nanaiky nilahatra tamin'izy ireny ka izay ity enao ve ?? aza ampiadiana ny ondry na mody saronana indray aza hoe harovana ny hafa .
3. xxx ( 21/03/2009 19:49)
sa hahatoky ary azony antoka fa ny fahefan'ny Jesosy dia ambony noho n'ny fahefana rehetra , hoy i jaona hoe tsy maintsy misy ny tension , tsy maintsy misy ny epreuve de force satria ny kristiana dia manaiky fa ny fahefan'i Jesosy dia ambony nohon'ny fahefana rehetra , tsy misy ny fampijaliana sy ny fanenjehana tamin'izany fotoana izany

Mihatra @ kristiana rehetra izany n'iza n'iza fa tsy ianao sy ny fiangonan'ny smyrna irery

hadino angaha ny fanekena tamin'ny notokanana ho katekista hoe na ny ondry faran'izay maditra indrindra aza tsy azo ariana dia nanaiky ianao teo anatrehan'ny Jesosy ka rehefa tsy mahavita izany dia mandàna aloha misintaka kely 4 volana any @ fiangonan'ny vazaha any dia mivavaha mafy ho zakanao izany :roll:
4. xxx ( 21/03/2009 20:18)
prochaine predication

Momban'ny fandraisampeo nandritra ny tori-teny , nataon'i mongb mpitsongodihy
apostolin'ny forum
teknolojia vaovao injay ty ry sé omeo insuline aho fa fanina maray hatrany an-tampodoha ka hatrany am-paladia hita hatrany amin'ny hamigdaliko
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1797