SARY AMBOHIJATOVO ANDROANY

1. tsinjo ( 21/03/2009 15:38)
http://www.tsenagasy.com/manifestation-contre-le-coup-d-etat-a-ambohijatovo-reportage277.html
novalian'i tsinjo ny 22/03/2009 08:12
2. yuka ( 21/03/2009 15:58)
Milay ee! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. Mirananirina ( 21/03/2009 16:11)
Manana ny zoy koa izy ko =D> =D> =D>
4. sitlo ( 21/03/2009 16:16)

[center] (l)[/center]

5. dadabe ( 21/03/2009 16:30)
angaha moa ny AREMA t@ 2002 tsy nanao izay ho afany ?? na ny fikambanambe iraisampirenena aza anie tsy nakato an'i madagasikara t@ 2002 e , na ny union africain aza pro-ratsiraka t@ fotoan'androny saingy indrisy fa lasa ihany DEBA....zao indray manao izay ho afany ny eny ambohijatovo, manao izay ho afany ny SADEC fa indrisy fa miroso ihany ilay bandikely kle .. tsy aleo ve mifanome tanmana hiaraka handroso amizay e?? ilay notohanana aza efa manaiky oe zah hiala :roll: :roll: as anefa..
6. xxx ( 21/03/2009 16:34)
aza mande lavitra enao président Ravalomanana fa mbola ho averina @ toerana, mahandrasa kely aloha,minoa fotsiny ihany!
7. manitinah ( 21/03/2009 16:35)
tonga tsara ny hafatra ho an'i TGV!!!!!! mlay le teny ambohijatovo e!!!! tohizo fona fa ny antsika tsmaints........................ (l) :idea: :-* :-*
8. sitlo ( 21/03/2009 16:37)
Ny ahy kosa rangaha raha hevitra tsy mitovy azo ifandraisan-tanana fa ny fandorana tanindrazana izany kosa tsy hifandraisako tanana izany ah.

Ny nataotao foana ny figadrana. Ny firenena hafa aza fanamelohana ho faty mihitsy.
9. Mirananirina ( 21/03/2009 16:43)
fandorana tanindrazana izany kosa tsy hifandraisako tanana izany ah.

hazavao ny hevitrao fa tsy mazama amiko azafady
10. xxx ( 21/03/2009 17:27)
Misy te-hanaradia an'i dadapasy koa ireo miseho milahatra ireo angambany. Ny Capsat nge tsy mitsitsy ry reto fa tonga de mampihinana e. Itanareo ra-Odon zao nanaja tena mody nanaraka teny Mahamasina sao de mihinana eo koa ary mety ho ventiny mihintsy zao ny an'iny fa tsy ranony fotsiny raha vao mitapitapy miseho ho be mokny eo.
11. ifiona ( 21/03/2009 17:55)
izahay aloha tsy hifandray tanana @ olona tsy te hampandroso tanindrazana fa ny milibérer prisonniers politiques sy exilés politiques no mahamaika azy voalohany lé

dadabe koa anie ôtran' ts mahafantatra fa samihafa ny t@ 2002 sy @ zao, aoka averiko ihany fa t@ 2002 i Ravalo nandalo fifidianana vao niseho azy haka fahefana, fa io boay kely io mba nandalo ve?
12. dadabe ( 21/03/2009 18:10)
10. Mpandefa : ifiona [ Valio ] 21-03-2009 18:55:33
Lohateny : Re : SARY AMBOHIJATOVO ANDROANY
izahay aloha tsy hifandray tanana @ olona tsy te hampandroso tanindrazana fa ny milibérer prisonniers politiques sy exilés politiques no mahamaika azy voalohany lé


ka tsy ho filoha anie i tgv araka ny nol;azain'i filohan'i HCC Ra8 fa filohan'ny HAT, olona nianatra anie ireo e , ary manaiky ...donk aleo ny hampandroso gasy no atao fa tsy ny hoe hamerina andratsiraka na i ra8 ..zay lasa d lasa e, ny gasy tsy lany olomanga :°)
13. ifiona ( 21/03/2009 18:15)
tsy lany olomanga ve ka zay jiolamboto tgv io no atao eo @ fahefana @ alalan'ny herisetra? Raha tena tsy lany olomanga tokoa Dago, maninona no navela niakatra teo io jiolamboto "manao donakely @ roindefo" io????

Amiko resa-be fotsiny zany hoe filohan'ny HAT zany fa hananany avokoa ny fahefana filohan'ny repoblika.

Tsy taniny irery akory io fa taninay koa fa manana ny zonay hiteny izahay rehefa tsy mankasitraka! eny na olona 2 izahay na 3 na 4000 na 40000 dia zonay foana ny miteny!
14. fifaliana01 ( 21/03/2009 19:01)
Zahay tsy matahotra ny ho faty ho an'ny tanindrazanay raha izany no tianao hotenenina ry dadabe a!
Hitohy io tolona io
Io hetsika io ary tsy nisy fanentanana efa ohatr'ireny, zahay andeha
15. simba ( 21/03/2009 19:01)
Misaotra anao ni-poster ny sary...Mankasitraka. =D>
16. Andribe ( 21/03/2009 19:13)
rahoviana ndray reo zany no hidina eny @ 13 mai de tsy miasa ndray :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. tovolahy007 ( 21/03/2009 20:04)
Ary mbola tantara mitohy ity raha izao ny fandehany a. Azo lazaina fa tsy vitsy ireo olona ireo raha ny fahitana azy. IO MO ILAY NOLAZAINA FOANA HOE NY ATAO NO HIVERINA E, hahahaha.
Ny aza hitako hiantso grevy faobe ireo de iny fa hanaraka daolo ny mpiasa de asa anahoana @ zay. Tantara be ity a, aleo aloha haka toerana tsara mitsy.
18. Noue ( 21/03/2009 20:08)
mankasitraka eee !! milay eee !!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
19. xxx ( 21/03/2009 20:42)
izao izany ilay hoe valy finginka fingàka! ka dia hisy ndray ny coup de inona????? :-D Izahay moa izany dia manara-drenirano fotsiny.
20. Andribe ( 21/03/2009 21:35)
aiza zao ra wiwi sy noue amin io koa aloha :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346