ahoana e

1. xxx ( 21/03/2009 09:04)
:arrow: iza no anadio ny tanana iarivo maloto io amin'izao fotoana vita io ady -seza io ary amboary dieny zao ihany ko ny fomba-fanisam-bato refa ho tonga ny election e,io sisa izany ko inona :!:
répondu par xxx le 21/03/2009 09:05
2. xxx ( 21/03/2009 09:05)
NY HALABATO HISY FOANA FA IZAO FOTSINY ATTENTION NY DIDYJADONA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084