tsy bleme io baina !!

1. bazylou ( 20/03/2009 23:03)
na iza manakora , naiza mampifendro fa niala ny lohann'y ekipany , na iza firenena sy maizina mamendrofendro eo dia tsotra ihany , efa niala i le8!!!!
Ary tsy misy ilana ireny intsony satria vita hatreo ny fisolelafan'ny gasy amin'izao firenena tsy haihay rehetra izao!!
vita hatreo ny accord ambadika anakalozana tany kely etsy sy eroa!! vita hatreo ny fanaovana tour du monde hilelafana faladia izao vazaha , arabo, afikanina rehetra izao!!
Ary le trano anaovana sommet ireo dia aleo amidy ho an'ny pokona ny vola e!!
:-D :-D :-D :-D
novalian'i news2dago ny 21/03/2009 08:56
2. xxx ( 20/03/2009 23:33)
ntso ry bazylou hita mihitsy hoe tsy misy lohany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 21/03/2009 00:43)
ty izy aza hoe le8 , lasa nifoka sigara ao ambadika ao fotsiny nandefa revy , dia revy dia mandrevy , dia mandevy , dia manendy dia........................ :D
aleo ilamina izy baina fa taitaitra izay a!

notreromin'ty tao indray ngà izy io maseka !
4. news2dago ( 21/03/2009 08:56)
bazylou:

na iza manakora , naiza mampifendro fa niala ny lohann'y ekipany , na iza firenena sy maizina mamendrofendro eo dia tsotra ihany , efa niala i le8!!!!
Ary tsy misy ilana ireny intsony satria vita hatreo ny fisolelafan'ny gasy amin'izao firenena tsy haihay rehetra izao!!
vita hatreo ny accord ambadika anakalozana tany kely etsy sy eroa!! vita hatreo ny fanaovana tour du monde hilelafana faladia izao vazaha , arabo, afikanina rehetra izao!!
Ary le trano anaovana sommet ireo dia aleo amidy ho an'ny pokona ny vola e!!
:-D :-D :-D :-D

Toa hevitra taingina daholo izany amposakao ato izany! mba namaky ihany aho hatr'izay fa androany tena tsy aritro intsony marina. Koa maninona koa raha manamboatra vola oh ny hevitr'i Itpkl Monja Jaona sady efa ny zanany rahateo no ao @ PM ao! @ io lery tsy kôpy na in na in ato ampiasana mht fa toa mipetraka fotsiny eo @ seza eo fotsiny. Mahamenatra lesy ireto ekipa ny 13mai ireto le aza a! Vavabe fotsiny fa rhf tena omena andraikitra kay tsy misy apaoka akory. Ho hita eo aloha izay mba zavatra ho vitany e! ny ahiko afabaraka eto fotsiny. Mba asaivo hazavain'i Andry Rajoelina we ny dikany ny DSRP raha mba hainy. Sa dia ho solina daholo fotsiny ny pub eto @ ville de voky daholo ny malagasy rehetra. Ho hita eo moa raha tsy mivika eo lekely io afaka 2 volana fotsiny. Ny tsy mahazo seza himenomenona ny vahoaka himenomenona @ vidim-piainana izahay mpiasa himenomenona ataovy tsy poinsa eo moa ny volanay @ ty avril ity ahitanla azy. Tg dia amidio koa ny radio sy tele viva handoavana ny karama aloha.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593