SANCTIONS

1. Noue ( 20/03/2009 21:01)

****Suite au “coup d’Etat”, les Etats-Unis vont suspendre leur aide non-humanitaire


****Des militaires donnent 7 jours à Andry Rajoelina pour quitter le pouvoir


****Manifestation demain sur la place de la Démocratie d’opposants à la transition


****Manifestations demain à Paris et à Saint-Denis contre Andry Rajoelina


*****Un sommet de la SADC sur des sanctions contre MadagascarL’Union Africaine suspend Madagascar


*****Sarkozy dénonce un “coup d’Etat”, et demande des élections le plus rapidement possible


*****L’Union Européenne condamne le “coup d’Etat” à Madagascar


*****L’administration Obama condamne une prise de pouvoir “non-démocratique”


iza no mbola tsy voatonona ao ??? misy ho may kila firehitra atsy ho atsy zany koooo !!!!
novalian'i xxx ny 21/03/2009 01:07
2. Andribe ( 20/03/2009 21:05)
ny gasy kely ihany no mijaly fa ry lerony mikaly be zao lasa very fihinanana otran ny alika very taolana ny vahoaka raha izao no mitohy. Tokony handeha hifona @ ireo firenena ireo i boaikely dia mety tafavoaka anaty tunnel lava be
3. Noue ( 20/03/2009 21:07)

Des militaires donnent 7 jours à Andry Rajoelina pour quitter le pouvoir


Nous, militaires de la Base Aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (1e RFI) d’Ivato, tous grades confondus, déclarons solennellement :

1- Nous condamnons l’acte de vandalisme perpétré par les militaires du CAPSAT par le coup d’Etat du 16 mars 2009.

2- Nous condamnons toute violence envers les civils que les Officiers du CAPSAT dirigés par le Col NDRIARIJAONA André ont commis durant le mois de Mars 2009.

3- Nous condamnons les menaces et les kidnappings de nos Officiers généraux.

4- Nous condamnons l’intervention d’Andry Rajoelina et de Ratsirahonana pour qu’une guerre civile survienne à Madagascar.

5- Nous condamnons l’entrée des vrais mercenaires français à Madagascar par l’intermédiaire de Roland Ratsiraka à Tamatave.

6- Les militaires (Tafika) ne sont pas divisibles par la politique. Nos confrères du CAPSAT ont été payés par des centaines de millions par Andry Rajoelina (des preuves sont irréfutables).

Par conséquent :
- Nous portons plainte au sein du tribunal militaire malgache et africain pour que ces militaires putschistes et incontrôlables soient jugés et punis par la loi martiale.

- Nous demandons le départ sans condition de ces mercenaires français actuellement à Antananarivo.

- Nous demandons à la population malgache de ne plus accepter l’ordre des militaires du CAPSAT car ce sont des vrais bandits armés et inhumains.

- Nous demandons la tenue de l’assise nationale dans un meilleur délai.

- Nous demandons à Andry Rajoelina et Ratsirahonana de quitter sans condition le pouvoir. Ils ont une semaine de se décider.

- Nous demandons à la communauté internationale de ne plus s’intervenir dans notre affaire purement malgacho-malgache.

- Enfin, nous sommes prêts et disponibles si nécessaire de protéger la Nation par la force.

« Ho an’ny Tanindazana »

Fait à Ivato, le 18 mars 2009
4. ifiona ( 20/03/2009 21:13)
Andribe sy Noue! ary taiza foana nareo no toa ela be tsy hita!!!!!


ye! nolazaina fa tsaho io resaka bani sy rfi io kanefa efa site maro no manamarina azy! ny mahagaga fotsiny hoe maninona i tgv no tsy nanao resaka momban'io raha toa ka efa tonga eny @ sofiny, ary sure za fa tsy maintsy tonga any @ sofiny io raha tena marina, ka noho izany na izy mody fanina na izy mbola manomana tetika ambadika
5. Noue ( 20/03/2009 21:22)
saika hadinoko ity

ifiona aa ka tena sahirana be akia aho tato dia zao indray vao mba misy fotoana kely dia mba mitsorika eto eee


La Norvège, quant à elle, a décidé de geler de son aide bilatérale, estimée à €10,3 millions par an (25 milliards d’ariary).
6. Andribe ( 20/03/2009 21:28)
mbola mitsakaraka kosa ka manjary tsy voaloha ny internet
fa i Noue kosa aloha sao de mba nanaraka an i ra wiwi tany ndray tsy tazana aza lery. Sao dia mba nivadika palitao kosa i Noue :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 20/03/2009 21:30)
mbola nisaona kely i noue t@ lahalasanan'ny pouvoir ra8 e aza misosoka alahelo intsony dia mahaiza mionina,na ratsiraka aza anie nampihonina an'i ra8 e nandefa sms mihitsy lery ankahery
8. Andribe ( 20/03/2009 21:39)
aokanareo i Noue an 8) 8)
9. Noue ( 20/03/2009 21:48)
Andribe:

mbola mitsakaraka kosa ka manjary tsy voaloha ny internet
fa i Noue kosa aloha sao de mba nanaraka an i ra wiwi tany ndray tsy tazana aza lery. Sao dia mba nivadika palitao kosa i Noue :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
inona indray aza ity foron'lahy ity ry Andribe aaa ! ny aty aloha dia tsy mivadika palitao zany na inon-kidona, n'inon-kitranga eee ! tsisy miala eo oa !!!


10. vilambava ( 20/03/2009 21:49)
Ny zavatra adinonareo dia ny hoe: EFA NISY MINISITRA NIALA (SA NALANA) SAHADY AMIN'ITY FITONDRANA VAOVAO ITY.
Tsy manana défense izao ny ekipan'i Madagasikara TGV. Ary manampy an'izany toa sahirana izy satria tsy mazoto ny hiditra ao ny olona, tsy araka izay nampoizina hoe ho betsaka ny hifarombaka hitady toerana zao.
Fitondrana hafakely fa vao manomboka dia haizina tanteraka no manodidina.
11. Noue ( 20/03/2009 21:52)
ka zay no nanaovany an'io coup d'etat io koo ! fitadiavan-tseza fotsiny fa resaka fotsiny zany oe zao oaaa zao !
12. fijo ( 20/03/2009 21:55)
iza koa no hiditra minisitry ny fiarovan anef amiaramil atsy manaradalan ano hofehezina eo???tsssss
13. Noue ( 20/03/2009 22:00)
zay indrindra manko eee ! sady zao koa, efa mandinika ny fandehan-javatra daholo enfin, iny coup d'etat iny ny firenena rehetra ka hitanzareo zao fa tsisy na dia iray aza manaiky an'io, sady de toute façon koa anie iza no tena azo lazaina oe sahy hiditra @ io??? sa ireny mutin ireny no ataony ao zao ???
14. ndenn ( 20/03/2009 22:53)
Aleo koa rangahy izaho mba hilatsaka ho fidiana.
15. xxx ( 21/03/2009 01:03)
NY TENANAO HASIANA SANCTION , NY ANAY SIOKA TOKANA DIA TONGA NY

REHETRA NY TSAO ETO TSY LASA LAVITRA NY MIARAMILA MBOLA NANAO JERY

ATRIKA VAO EO NITENY EO AMPINEM KO IZAY MIADALADALA EO
16. xxx ( 21/03/2009 01:07)
Noue:


****Suite au “coup d’Etat”, les Etats-Unis vont suspendre leur aide non-humanitaire


****Des militaires donnent 7 jours à Andry Rajoelina pour quitter le pouvoir


****Manifestation demain sur la place de la Démocratie d’opposants à la transition


****Manifestations demain à Paris et à Saint-Denis contre Andry Rajoelina


*****Un sommet de la SADC sur des sanctions contre MadagascarL’Union Africaine suspend Madagascar


*****Sarkozy dénonce un “coup d’Etat”, et demande des élections le plus rapidement possible


*****L’Union Européenne condamne le “coup d’Etat” à Madagascar


*****L’administration Obama condamne une prise de pouvoir “non-démocratique”


iza no mbola tsy voatonona ao ??? misy ho may kila firehitra atsy ho atsy zany koooo !!!!




Miala ry Noue aaaaa, andana mangoronentana mody any Mcar @ zay, fa aza be resak eo...andana angorony ny lamba de andana mody tany fefa vita teo tapaka teo koa ny boursenao sy sakafonao avy any @ le8...efa bye bye nareo....fefa vita ny desision de vita...ra8 ary efa lasa nitsoka tsy hita tsony, ny ministre-ny ary efa presque namindra-pahefana daholo...tsisy azo hatao tsony eo....ndana manao bye bye d vita!!!!
io mody zany fona tsy pour ny firenendebe tsy pour, fa refa avy teo mlelokaninna d pour ihany avy teo...ambadika non ambava i o, fa ny ao aoriana andamosina ao pour ihany....
ny fodiana hoa no asio ol fa aza lany andro mitady hanohitra eo fefa bye bye nareo d zay...efa ok hoy ny HCC de efa zay tsisy hevtra tsony.....zay soava-dia ise mody nay dago any....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.136