HANAMPIANTSIKA NY MIARAMAILA LEGALISTE

1. xxx ( 20/03/2009 20:18)
FALY BE AHO FA HANAMPY ANTSIKA NY BANDI SY FRI ETSY IVATO ULTIMATUM UNE SEMAINE.MAHATOKY ANAREO MIARAMILA BANDI SY RFI IZANY IZAHAY HAMETRAKA NY DIRECTOIRE MILITAIRE
novalian'i xxx ny 21/03/2009 01:06
2. ifiona ( 20/03/2009 20:26)
ooohhhh!

hita ao @ topmada sy orange.mg io info io.

Humm dia "sanatria" ve ka ho tapitra sahady ty fanjakana kelin'i tgv?


:roll: :roll: :roll:
3. xxx ( 20/03/2009 20:47)
AZA MATAHOTRA I FIONA FA IZAY VAO TAITRA NY MIARAMILA LEGALISTE EFA TEO IHANY RY ZALAHY GP TSY AMPY EN PLUS EFA MIHAIKY IZAO TONTOLO IZAO FA TSY ARA DALANA IO FITONDRANA IO EN PLUS MITADY HIPETRAKA MAHARITRA EO :roll: :roll: :roll:
4. ifiona ( 20/03/2009 20:52)
sao dia tsy fahazoana vola ary no nahatonga an'io kou...

zany eo ihany fa hitako tao @ moov.mg anaty forum hoe hanampy azy koa ny 2รจ rfi diego
5. xxx ( 20/03/2009 21:27)
tsy te hiray petsapetra ny capsat ireo miaramila sasany ireo,betsaka ny miaramila manda saingy miandry fotoanany,ny 2em fri tany diego efa saika nalefa tany tana t@ fotoany satria ny commandemant ny pro 8 nefa nisy nisakana t@ air mada,efa nampoizin'i ra8 ireo miaramila capsat mioko ireo nefa moa dia ireny no niafarany.Manahy aho soa dia ny arema koa no ao ambadik'izao,directoire militaire 1ans dia asisses national plus reconciliciton national dia mandeha ny election mahazo milatsaka daholo rehefa feno taona araka ny lalampanorenana na ra8 na ratsiraka na pierrot na ratsirahonana izay no tanjona :roll: :roll: :roll:
6. Andribe ( 20/03/2009 21:42)
aiza aloha ra wiwi ee nahazo seza ve kery de nahazo fananamb ve 8) 8) 8) 8)
7. fijo ( 20/03/2009 22:35)
avelao kosa ahazo milatsak adaholo e,ita eo izay ten alanim bahoak aavy eo.izay no takiana,fa aza matahotra pierrot sy arema izany.
8. bazylou ( 20/03/2009 23:06)
diaianreo ve dia hino fa avelan'ny andaniny hilatsaka ny le8ista and co!! tsssle , aza manonofy hoaho
:oops:
9. xxx ( 20/03/2009 23:31)
tsy misy milaza an'izany ny lalampanorenana hoe tsy mahazo milatsaka i ra8,
10. xxx ( 21/03/2009 01:06)
mboasa niantsena i wiwiwi fa tsy ampy ronono tao antsano , fa hoavy eo izy ka
ny palitahony tsa navadika fa ny resaka no hamboarina kely :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1914