INVESTITURE " 3.14 + 3.14 "

1. xxx ( 20/03/2009 19:21)
MAHAMASINA 21 MARS 2009
VIVA : president toa tsisy olona mihitsy manotrona anao
TGV : ka tsy mahay mamakiteny sy manoratra daholo ny mpanotrona ahy dia tsy nahazo resaka
TV + : ka tsy nolazainao ngah fa rossy ho avy eto mahamasina
TGV : ka tsisy vola intsony fa tsy nanome ny FMI sy BM
ANTSIVA : khindindreninao enao izany fa hay lany bala sahady
TGV : tompokolahy sy tompokovavy hitomany aho ouuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuu
DADA8 A VONJEO FA NIALAN NY FOZA ORANA SAHADY AHO FA TSY MANAMBOLA
CAPSAT : MAMANIA ELA @ DALLE ETSY RY TGV DIA SOTROY AVY EO
TGV : fa rehefa tsy manambola intsony ve le olona dia atao izao e!
tsy rariny oiuiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
VITA NY INVESTITURE NA PIPI = " 3.14 + 3.14 "
THE END
novalian'i xxx ny 21/03/2009 01:13
2. Jekanefara ( 20/03/2009 19:32)
XXX kosa aloha aza miteny ratsy fa manimba sofina (maso) ary manena ny satan'ny hevitra aposakao. Hitako ihany fa mana-tsaina ianao fa majary tohina ny mpijery raha asiana teny ratsy ny famoaha-kevitra. Aleo tsy midina @ niveau misy azy fa manjary jiolahim-boto toa azy. I know you are better than that. Sa ahoana hoy ianao?
3. xxx ( 20/03/2009 19:44)
Jekanefara : thank you for your respect
I ' m sorry, beacause my heart can"t accept the diabolism of tgv
we are the vols wagen
and people of the heaven
we are against the bad president
any foza orana can understand the bad goal of tgv
did you understand!
" PUT THE RIGHT MAN ON THE RIGHT PLACE"
Okay
See you

4. Jekanefara ( 20/03/2009 20:40)
XXX:
Hindrana ny hiran'i Bodo aho aloha @ toro-hevitra voalohany:
Ry Foko, mitonia.
Mitonia raha sendra alondrano.
Ny hotakotakao
Aoka mba ho sarin'ady ...

Ny toro-hevitra faharoa. Miala tsiny raha atao @ teny Frantsay: "La vengence est un plat qui se sert froid"

Farany: hoy ny Malagasy hoe "Ny marina tsy mba maty"

5. fijo ( 20/03/2009 21:59)
miandry aloh aizoa no fahendrena ,fa tsy entim po be toa izao.
6. bazylou ( 20/03/2009 23:09)
marina izany ry fijo
7. xxx ( 21/03/2009 01:13)
VOA MAFY TANY NDRAY I INVESTITURE DIA MITADY HANAO REGLEMENT DE COMPTE ETO ? EFA DISKA GOKA TSY MANAITRA NY VAHOAKA INTSONY IZANY E !

ITGV ANIE EFA FANTATRA FA SAUVAGE MBOLA NOTAIRINA IHANY NY LOHANY DIA NO BLOKENY ANY IZAO ILAY PUCE MISY NY INFORMATION REHETRA

KIDOMBARAMBITA IO RAHA MIPOAKA (l)

sendra izay galifantsy
manala puce @ antsy
nalainy koa ny volako
voatsongo ny takolako

kay nahafatifaty ihany aho leti a! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9712