URGENT - BANI et RFI d’Ivato donnent une semaine à TGV
1. rrdo
(
20/03/2009 16:24)
URGENT
18h30- Les militaires de la base aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (RFI) d’Ivato donnent une semaine à Andry Rajoelina pour quitter le pouvoir. - 20/03/09
Source orange.mg
Ny tsy fantatra fotsiny dia hoe inona amin'izao ny tena vaovao marina, betsaka loatra ny tsaho mandeha.
Ny "communiké officiel" nalefandry zareo BANI sy RFI efa hatramin 'ny omaly angamba no niodikodina teto (internet)!!
Iza no afaka manamarina an io resaka io, raha tena izay no zava misy dia ry zalah 'reo no tena misaina sy olom pirenena voavolavola amin'ny TENa fitiavan tanidrazana (fa tsy ry kàpsaty isany!!!)
tantara mitohy e...

novalian'i alina ny 22/03/2009 05:47
3. Mirananirina
(
20/03/2009 17:40)
Ny fantatray aloha amin'izao dia fifidianana ihany ,hita eo izay mahery.
4. xxx
(
20/03/2009 18:05)
andrywui:
pfffffffff ! nemportekoa !!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D vavan'ny resy !!!
Ie naharesy lisany raha hoe fanapotehana ny firenena no fandresena . Arabaina ry frantsay sy ry mpamadika sady mpivarotra tanindrazana fa vita soamantsara ny fanimbana nataonareo !!!
6. vilambava
(
20/03/2009 18:25)
Namoaka an'io vaovao io ihany koa ny topmada. Tsy fantatra nefa na tena mitombona na ahoana, fa dia mazava hoe manome 7 andro ny BANI sy ny 1RFI Ivato mba hieritreretan'i Andry sy Ratsirahonana.
8. Jekanefara
(
20/03/2009 18:57)
Mba misy sahy hijoro ihany ve ny miaramila? Enga anie... Taiza ireo t@ fotoana nilana azy?
9. vilambava
(
20/03/2009 20:30)
ifiona:
hieritreretana sa hialàna
ka nomena fotoana 7 andro hieritreretana amin'izay fanapahan-kevitra ho raisiny izy roalahy. Ny fanirian'ireto miaramila araka ny fahazoako azy dia tsy te-hanao an-keriny tahaka ny efa nitranga teo aloha fa manome fotoana malalaka hieritreretana nefa aorian'io dia handray andraikitra izy ireo.
Mbola tsy tafapetraka amin'ny fomba ofisialy le boay kely dia efa managasanga sahady ny ultimatum. Attachez vos ceinture fa ho mafimafy ny dia.
10. fijo
(
20/03/2009 22:03)
matahotra ny hiady an trano ny miaramila ,ka dia mijery no ataony.tsymisy sahy mihetsika eo ireo
11. xxx
(
21/03/2009 00:36)
zakan'ny daina ny cervauxn'ny akama dia aleo tsy mikozy , fa sao hanondrana eo fa tsy matahotra ka! :oops:
12. ralevazou
(
21/03/2009 10:07)
Tantara mitohy marina io r zalah â! fa zao, samy eto tsika de jereo tsara fa itady fika hafa ankolaka ialana pà am zay zao io boaikely mpivarotra tanindrazana am "renikely"(fa ts renimalala tsony) io fa kely sisa d tampina ny dôminy. Tsy aleo v miverina manao DJ iany r zandry d refa mba misimisy saina kokoa noho izao vô manandrana indray â! :^) :twisted:
13. alina
(
22/03/2009 05:47)
Le système R8 est battu en brèche et j'ai bien peur que maintenant ce film est un remake: "Pr Zafy 91".Coalition,instabilité politique,empechement et barakay!Le tout au nom de la démocratie.
Viva la démocratie! :?: :?: :?: :?:
Viva la démocratie! :?: :?: :?: :?: