fourchette frantsay - Pierrot Rajaonarivelo

1. sitlo ( 20/03/2009 14:21)
Raha ny fantatsika moa izany dia any France io mpanao politika io izao taorian'ny 2002.

Araka ny filazany dia efa nihaona tamin'i TGV izy ary izy no anisan'ny nanohana akaiky iny "tolona" izy. (Tsy haiko, mety hoe dory itsy sy itsy...)

Maro anefa no nahatsapa fa tsy nety ny nataon'i TGV ka dia nandefa ekipa hafa (AREMA) indray ny frantsay milaza fa "tsy mety ny natan-dRajoelina".

Izany hoe hanana ny "marina" foana izy: raha neken'izao tontolo izao TGV dia "arahaba soa, arahaba tsara", raha tsia moa izany dia Pierrot Rajaonarivelo.

PS: ny frantsay sy ny AREMA ary TGV ihany no nolazaiko eto fa betsaka ny antoko politika no mody fanina amin'izao.

Fa ny tena tiako sy nahafinaritra any aloha dia niseho ny tandroky ny AVI.
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:06
2. essera ( 20/03/2009 14:30)
sitlô ô !

Raha alahelom-boangory ry sé aza manenjika voa"xxx". Tsy fihinana na azo atono ireny. =)) =))

Efa ela be no nahenoko hoe Pierrot R no atao président.

Ts poins aloha iny dia avy eo navadika : "Tezitra Pierrot fa tsy nifanarahana izao revy izao."

Avy eo indray nampidirina indray ny frantsay sy ny resaka mapmé =)) =)) =))

Sao dia heverin'isé fa apondra ary ireo olona nandrodana ny manda ngezabe iny. Dia mihevitra ve ianareo amin'ny fo tsy miangatra hoe Andry Rajoelina no leader amin'ny tolona teo dia avy eo hoy izy hoe : "Ity zany ry zareo Pierrot fa vita ny adidiko a."

:p :p :p :-@ :-@ :-@
3. sitlo ( 20/03/2009 14:40)
Ny atao hoe fourchette dia hoe: raha tsy tafa aty dia mankary. Ka efa hita misoratra be io fa tsy tafa i TGV dia mila ekipa hafa atosika indray.
Mety tsy Pierrot fa olona tsy heno tsy heno any mihitsy. Fa i Pierrot moa no nanao fanambarana tamin'ny gazety dia izy no nolazaiko.
TGV nge ka tsy misy dikany eh! Ligne de front fotsiny iny.

PS: Sanatria izany hoe izaho hanenjika izay internaute kely any. Hafa heverina.
4. Mirananirina ( 20/03/2009 17:49)
8O 8O
message
5. fijo ( 20/03/2009 22:06)
mbola tena miahotra daholo ny mpanoa politik aizao ,fa ten ambola it ahoe sempotra i tgv,vao mandeha eo anefa io,dia hifarombaka indray ry zalahy.maty hoazy eo ialahy ry zandry kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349