Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
21. RATOVOARY
(
20/03/2009 08:38)
> Essera > http://www.madagascar-tribune.com/Vaovao-farany,11462.html
22. Landrymimi
(
20/03/2009 09:25)
Tena tsy tandrify an'i pasteur aloha io e! kozy e! lozan'izay nanao azy! naompa fotsiny ary ary na tena izy! tena manameloka tanteraka aho!
Kanefa, expérience ho an'i Pasteur koa iny hoe manao ahoana izany emmerdena police izany! Havanana mantsy ity pasteur-tsika ity raha hampanambotra pasteur namany amin'ny police.
Exemple 1, fotoana vitsy talohan'izao crise izao dia nitoriteny teny Mahamasina ny pasteur n'Ambohipo nilaza ny tokony hanan'ny Kristiana ny fandeferana. Après io toriteny io dia bedin'i pasteur Lala Rasendrahasina mafy io Pasteur io fa tsy tokony ho nitory an'izany! eny fa nandefasana emmonat mihintsy aza nankany ambohipo fa tsy tafita ilay zavatra. Tsy mora izany emmerdena police sy miaramila izany.
Exemple 2, rehefa nisy ny korontana tao Andravoahangy Fivavahana tamin'ny 2002 dia nampisamborina gendarme ny pasteur Randrianatoandro izay heverina ho fahavalon'ny fjkm SNS...
Tsy hoe sanatria tsy akory faly amin'ny zavatra nitranga aho fa io ange efa prévisible e! efa voalazan'ny soratra masina fa "Raha misy ta-hanaraka ahy, aoka izy hitondra ny hazo fijalina hoy Jesoa" Azo adika ho hazo fijalian'i Pasteur io kanefa lozan'izay nanao izany! Andriamanitra no hitsara azy. Tena ao anatin'ny vanim-potoan'ny carème isika izao izay ibanjinan'ny fiangonana ny lalan'ny hazo fijaliana. Théologie pratique no iainan'i pasteur amin'izao. fanontaniana mipetraka? Ahavita hivavaka ho an'ireo fahavalony ireo ve izy ka hanao toy ilay Tomon'ny fjkm hoe "mamelà ny helony fa tsy fantany izay hataony????" maro anefa ny Kristiana fjkm no manao tahaka ani'i Ing Petera ka mandranitra ny sabany! hanala ny sofin'ilay fahavalo! Mila miaina ny éthique Kristiana isika raha tsy izay dia tsy misy mampiavaka antsika amin'ny silamo sy ny jiosy izay manao hoe "maso solon'ny maso...dent pour dent!!" Tsy izany no nampianarin'i Jesoa fa fiadanana, paix, shalom ka hoy ny hirantsika hoe:
Ny tafika ataon'i Satana
Milofo hamotraka anay
Ny tokin'ireo maritiora
Faneva mitarika anay
Jereo, jereo fa vonon-kanaraka Anao!
Sy ny hoe:
Ny hasomparana levony
Soloy fitiavana
NY lolom-po ampijanony
Ovay ho fihavanana
Ny fo malaky mankahala
Ataovy tia namana
Ampianaro ahalala
Ny didim-pitiavana!