ny tgv mandeha foana e!!

21. tafondro ( 19/03/2009 22:46)
Ny adala anie ka efa very saina sy tadidy ô !!!Rebirebena ahoana ???
22. fijo ( 19/03/2009 22:47)
ka ireo le adal atonga saina ko,le draba zeny e
23. tafondro ( 19/03/2009 23:00)
Alefaso aloha ny mahamarina fa adala , na tsia no tonga saina r' isé a!!!
24. pikatti ( 20/03/2009 01:25)
mety ho tonga saina ihany zalahy ny adala fa saingy mila fotoana fotsiny
ka ;
-na izy sitrana

-na izy tsy avotra tsony :-D :-D :-D
25. bazylou ( 20/03/2009 22:58)
ka tsy misy ilana ze vazaah sy usa sy izao maizina rehetra izaokoa anie!! :roll: :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0943