Manohitra an'i TGV koa Botswana

1. xxx ( 19/03/2009 14:04)
Nitombo iray indray izao ny firenena sahy naneho ampahibemaso ny momba an'i TGV.

Zambia, Botswana : contre
France : pour

Nations Unies, USA, Union Africaine: tsisy sahy miteny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:40
2. xxx ( 19/03/2009 14:22)
Mbola nanamafy ny fanapahany mandritra ny fotoana tsy voafetra ny famatsiam-bola avy aminy i Norvege.
3. tsiafoi1 ( 19/03/2009 14:45)
Adin'ny lehibe izy ity ka ny madinika no voaporiporitra. Ho hita miandalana eo ihany izay tena pour sy contre...

Reny toe-javatra nitranga ireny no tonga @'ilay hiran'i Samoela hoe : "Pasy tolaka be manadala...."

La France koa tsy miala fa manao an-terisetra be, tsy aleo mikisika marina aloa, fa Ny velona no misy antenaina, fa ny maty de ho sary vongana sisa, tonga martiora tsy satry toa an'Itompokolahy Jeneral Ratsimandrava, ka niamboho tsy fidiny ny adidy niantsorohana.

Mbola vao 1er round iny no vita, miditra @'ny 2è round ndray zao... Ny aina no mateza fa ny tantara de mbola mitohy...
4. xxx ( 19/03/2009 14:57)
NY FAMPITAHORANA TSY VALIANA MIVERINA ANY AMIN'NY TOMPONY

BANDY RIVALE

OVIANA HONO NO HANOMBOKA IZY IO E ! mahalalà oa menatra fa aza mirediredy JESOSY NO HIVAVAHANA FA TSY OLOMBELONA

5. xxx ( 19/03/2009 14:57)
Inona no hirarahinay izay Botswana any e, fa aiza zany??? fa inona no mba zavatra nataon'izany tamin'ny madagasikara hatramin'ny naha madagasikara an'i madagasikara????? Be menomeno ohatry ny loha-tapaka fotsiny. Isika samy malagasy ihany no ahatafita antsika fa tsy ireto prezida dictateur ato amin'ny continent afrikana ireto mihitsy.
6. xxx ( 19/03/2009 15:00)
AZA MIVAVAKA AMIN'NY PREZIDA DICTATEUR E ! DIA MILAMINA IO :idea:
7. fijo ( 19/03/2009 21:40)
USA koa efa nilaza fa tsy manaiky ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9206