Hell TGV = Hell Hitler

1. tarzand ( 19/03/2009 12:32)
mahalasa ny saina ihany iny V mandende iny a! lol
novalian'i xxx ny 19/03/2009 23:32
2. Oay ( 19/03/2009 12:47)
Ka iny le hoe Peace and Love hono é! nostalizia ny 1969
3. diamondra27 ( 19/03/2009 13:13)
fa inona aloha ny fiheveranao iny mba lazao anay hoe!

4. pikatti ( 19/03/2009 16:29)
diamondra aiza hoa le tifitifitra be é =)) =)) =))
5. rtcflora ( 19/03/2009 16:43)
nareo ko nge sahiratsaina e! avelao ny anay sady io ko bogoss! ( (l) (l) (l) :)
6. yvonKEL ( 19/03/2009 18:07)
tsy manda zay fa oe pas mal lery fa le traikefa ananany dia ao an-trano ihany fa tsy mivelatra.
OH: tanà h@ nidirany nikorosy(t@ ra8 ko anie tsisy sosy avy @ deba ee nefa izy nanana injet= tiko
ny mpitolony tsy voafehiny =2002 tsisy fanimban-javatra fa voafehy ny mpitolona na dia nisy ny mpa,ndoto rano2002 nisy Election fa tsy hoe tiko ny mba ho prezitay de tsy maintsy atao zay ahazahoana azy ka ivarotako an' i dago aza
fantaro fa tiko dia nanaovana antsonjay foana t@ andron'i deba nefa niandry mandat ho vita i RA8 vao niainga ka tsy manome 1 volana sy tapany an'io aho de zay no vita na maty ra lava dent na mipitsika. tadidio io teniko io de avereno amiko raha diso afaka 1mois et demi
7. fijo ( 19/03/2009 21:51)
aiza kosa;tsy ampy iray taona hoe ,izay no tena marina.vao tafody ry mon ami pierrot ,dia tsy maharitra eo io
8. xxx ( 19/03/2009 23:32)
nantsoin'ny tompony hody any aminy yvonkely anikeo naraina fa tonga ny anjarany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422