Vaovao avy aty Mahajang ihany

1. Bazily ( 19/03/2009 12:13)
Marihiko eto ampiandohana fa tsy fanosorampotaka fa zava-nisy:
Vaovao eto Majunga :
1°) Omaly nisy andianjatovo niditra ankeriny tao @ Biraon'ny FOkontany Ambovoalanana ( Mahajanga I ) ary nanesotra ny sefo Fokontany amperin'asa @ toerany satria tsy ilaina hono ny sefo Fokontany avy @n-dravalo. Tsy nisy anefa izay sefo fokontany naolony azy, fa dia mikatona fotsiny ny birao.
2°) N y androany atoandro koa dia mbola toy izay no niseho teny @ Fokntany Ambondrona, mbola adianjatovo ihany.
3°) Nisy nanafika koa ny Vitrine de Madagascar eny Amborovy ary samy nilanja izay zakany ny teny ( omby, osy, sy ny vokatra izay efa tao...)
4°) Mibananaka ny tsena eto antampontanàna satria tsy misy mpandrindra, ny mpivarotra efa mba nalamina tao @ Site-provisoire nanjary nivoaka ny arabe ary mameno iny zaridaina mamakivaky ny tanàna iny.
De ireo zany izao de mbola mariky ny Fanjakàn'ny Baroa ihany.
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:56
2. ria ( 19/03/2009 13:39)
Ka tsy hita anie fa lasa fanjakn(ny baroa izao ny eto amintsika satria jiolahimboto no mitondra e de izao sisa mionona dia samy mitaty ny vokatriny ze ataony eo . Ny corruption lasa irobaroba ny tsy fahamarinana rehetra io anomboka ko . Otran'ny tamin'ny andony deba e.
3. ratavao ( 19/03/2009 13:51)
Hatramin'izay ianareo de nanenjika sy nanaratsy fona, nefa inona anefa no vokany azonareo tamin'izany ? Hatramin'izao de mbola zany fona! de harary fo eo ko! n'inona ho lazainareo n'inona² ho filazanareo a!, rehefa izay no sitrapon'ny ao ambony de Azy irery no mandahatra an'io. Sady tsy misy ko mpanenjika lasa ao aloha iznay fa aoriana ao fona e!
4. Bazily ( 19/03/2009 14:07)
ratavao> tsy haiko aloha na izaho no isan'ilay asianao @io resaka io na tsy izaho, fa raha vao nanomboka nanoratra an'ilay dinika aho dia efa nanambara fa tsy fanosorampotaka no ataoko fa filazana ny zava-nisy. Ary aoka ho fantatrao fa tsy mbola nisy filazana nanakiana ny ahy hatrizay nanoratako tato @ dinika Politika fa fitateram-baovao hatrany, fa rehefa tsy liana @ vaovao ianao sy izay mba misy aty @ faritra de tsy maninona , afaka tsy mamaky ianao.
Ok!
5. vale ( 19/03/2009 14:38)
ria:

Ka tsy hita anie fa lasa fanjakn(ny baroa izao ny eto amintsika satria jiolahimboto no mitondra e de izao sisa mionona dia samy mitaty ny vokatriny ze ataony eo . Ny corruption lasa irobaroba ny tsy fahamarinana rehetra io anomboka ko . Otran'ny tamin'ny andony deba e.



:( voalazanao mihintsy ria!!!!!!!!!!!
6. tsiafoi1 ( 19/03/2009 14:53)

Mbola vao 1er round iny no vita, miditra @'ny 2è round ndray zao (Fanjakan'ny Baroa sy Mafia ry twisted: :twisted: :twisted: manampy tosika ihany)

Mivavaha mafy de ny aina no mateza fa ny tantara de mbola mitohy....
7. pikatti ( 19/03/2009 16:28)
on a perdu la bataille mais pas la guerre ,zao saha dy dia tsy mahasitona ny locomotive tgv :-D :-D :-D
8. fijo ( 19/03/2009 21:56)
karakory tsara????majunga koa efa manano barofo.ke akôry atao baba fa amintsik amisy TGV fa tsy misy rail hombany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438