Tsy ilaina intsony ve ny Université.
1. tarzand
(
19/03/2009 11:56)
Mbola ilaina ihany ve ny mianatra rehefa nahavita ny Bacc fa toa na DJ aza d'efa afaka manao filoha eto amintsika e? lol. Toa le mba nianatra toa ambakain-dry lerony fotsiny, lol. Mitsanganà ny manam-pahaizana e!!!! Vonjeo ny tanintsika.
novalian'i Oay ny 20/03/2009 06:16
2. Oay
(
19/03/2009 12:45)
tarzand:
Mbola ilaina ihany ve ny mianatra rehefa nahavita ny Bacc fa toa na DJ aza d'efa afaka manao filoha eto amintsika e? lol. Toa le mba nianatra toa ambakain-dry lerony fotsiny, lol. Mitsanganà ny manam-pahaizana e!!!! Vonjeo ny tanintsika.
Ka ny ankamoroan'ny be diploma nanao tsianjery d raha vao zavatra mivoaka @ ilay tsianjery nataony d mihanahana izy klé, d ny kingasaina na tsy nahavita fianarana teny @ ambaratonga ambony aza d afaka mamaha ny olana mitranga ny hangikantsainy d izay no mahalasa anazy.
Ilaina ny mianatra fa ny fahaizana mampiasa an'izay nianarana no zavadehibe!
3. tarzand
(
19/03/2009 13:05)
Na kinga saina aza anie mbola mety hanao sonia zavatra tsy tokony atao sonia ao e! Ny tsara de kinga saina sady mahay e! raha tsy izany tsy nilaina ny dokotera fa ilay kinga saina no nasaina nitsabo ny marary e?
5. Oay
(
19/03/2009 16:05)
tarzand:
Na kinga saina aza anie mbola mety hanao sonia zavatra tsy tokony atao sonia ao e! Ny tsara de kinga saina sady mahay e! raha tsy izany tsy nilaina ny dokotera fa ilay kinga saina no nasaina nitsabo ny marary e?
Tarzand a! Tsy efa fantatrao ve hoe i BILL Gates anie tsy nahazo ilay diploma nokasainy halaina fa nanangana an'i Microsoft izy!
D ry zalahy namorona an'i Google koa torak'izany!
D i Sarkozy tsy Enarque!
D i Zafy Profesora d ahoana t@ izy nitondra!
D i Ratsiraka nanao Saint-Cyr sady ingénieur naval d nanao ahoana ny fitondrany.
D i Ravalomanana mpivarodronono! d ahoana
D i Georges Bush Junior un ancien alcoolique! d ahoana
D reo retraretra ireo efa nitondra daholo, d ahoana
Mandringa ny manampahaizana tsy manana fahasahiana, ary manimba ny sahisahy tsy ampy fandinihana!
Fa ny marina d tsy olona iray no mitondra firenena fa EKIPA ka ny kapiteny d mahay mandre sy mihaino ny mpilalao miaraka aminy! Diniho sy hevero fa misy ny ny Mpandalina d misy ny teknisianina d misy ny mpanatanteraka ka ireo rehetra ireo no mampandeha ny asa fa tsy olona iray.Misaotra Tompoko.
6. fijo
(
19/03/2009 22:06)
izay mahay manao barofo no ilain aizao.club karate atao be,fa io na ilaina
7. Oay
(
20/03/2009 06:16)
fijo:
izay mahay manao barofo no ilain aizao.club karate atao be,fa io na ilaina
Ao anatin'ny vatana tomady no misy ny saina matsilo
