manome ultimatum ny RFI Ivato handravana coup d'etat
21. tafondro
(
19/03/2009 23:17)
Tsy mila mosqués amanarivony
_Tsy mila an- dRatsiraka sy ny firongony
_Tsy mila an' i pierrot rajaonarivelo
_Tsy mila an' i monja roindefo
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka

22. pikatti
(
20/03/2009 02:34)
mitapy mintsy ty tafondromaty ty ,io lisitra kely mangorera io foana no asesy eto, alahelon-tesza ko ve leity io sa elah mintsy no mivika :-D :-D :-D
24. anjanix
(
23/03/2009 21:55)
Efa ela no nandrasana izany fanapakevitra izany fa tonga ihany izy ity, miseho milay loatra le CAPSAT e ! Vice-Amiral sy Olon-dehibem-piangonana zao ve no sahinareo atao an'ireny, miomana fa ho avy aminareo zany ny tsy mety.