MIOMANA NY MARAMILA

1. TIMTIKO ( 19/03/2009 08:09)
efa manomboka miomana ny maramila fa rehefa samy hanao coup d eta ihany hono sy hifampiasa hery dia miomana
samy asaina mody daholo ny exilé politique
hisy fitsarana etsy mahamasina
i zafy
ndefo
ratsiraka
andry tgv
ra8

ny jeneraly rehetra no manomboka hampihatra io fitsarana io
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:26
2. Oay ( 19/03/2009 08:15)
inn ndray ary ity miantso vonjy ity ry TEGEVE!
3. dalie ( 19/03/2009 10:35)
Aza manely tsaho eo indray rehefa tsy mahita ho tenenina
4. TIMTIKO ( 19/03/2009 10:50)
tsy tsaho io fa avy ato ami foibenay
5. essera ( 19/03/2009 13:32)
3. Mpandefa : TIMTIKO [ Valio ] 19-03-2009 11:50:50
Lohateny : Re : MIOMANA NY MARAMILA
tsy tsaho io fa avy ato ami foibenay


Ianareo koa manao an'ilay adin'akolahy efa resy sady efa aterin'ny akohonay eny amin'ny tompony ny anareo mbola mahay vava iany. Ka dia atolotro ho anao ity hiran'i Ifanihy ity mba ho tsiky kely dia ampy :


Iny am’izay ary fa tafapetraka, tafatorovoka
Tsy fantatra intsony Ravolomboahirana fa hiosom-bovoka
Somary roahako mody amin’ny tsaingoka mahalakalana
Ateriko hatreny amin’ny tompony mihitsy raha tsy hitany ny làlana

6. fijo ( 19/03/2009 22:26)
revy izany ka revy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0618