Sommet UA

1. irihat ( 19/03/2009 06:58)
Fangah nanaiky ny handraisana io SOMMET UE ihany nefa t@ fihaonana de hoe tsy laharam-pahamehana izany. TSY EFA FIVADIAHANA @ VAHOAKA ve izany? Ka izahay vahoaka tsy te-hahalala izay investissement natao tao anatiny tao satria ny vola tokony hanaovana io ange tokony ho anay vahoaka ary izany no nitsipahanay io t@ voalohany indrindra e. Sdy izahay zany le vahoaka tena tsy nianatra ireny mihitsy fa hoe rehefa tsy ilaina ny sommet de tsy ilaina (entitra be io an) !
Hay ve ka hanohy ny asan-dRa8 ihany ny TGV e! Mody hoe hamidy ny Force One II de hanatsarana ny hôpitaux publics. Ko raha tsy zefa ah ko! Zavatra après descente Ra8 teny defa nanomboka ny réhabilitation.
Ary tara be anie izany TGV izany e, fangaha tsy henony ny teny nataon'ny japonais ny momba ny port TMM?
Izany no tonga @ le fitenena hoe IZAHO NO NAMONO NY VOAY KA IALAHY NO HIRAVAKA NY VANGINY
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:40
2. pikatti ( 19/03/2009 07:02)
olona efa tanalahy fo iny ve ry zalah tsy hivadibadika lava a,efa fombany io ,tandravadikoditra io fa tsy afaka intsony é,tena sarim-bavy =)) =))
3. xxx ( 19/03/2009 07:18)
Ianareo koa!

Ratsirahonana no manohana an'azy. Ka tsy toa izay ihany moa ilay tamin'ny 91 hoe amidy ny fiaramanidina mpiady MIG. Nefa avy eo ny AVI no manan-karena.
4. saranga ( 19/03/2009 07:26)
Io sommet io indray de tsy hisy eto. Mandainga i TGV nilaza fa niresaka tamin'ny Khadafi, tena lainga be zany
5. tsiafoi1 ( 19/03/2009 11:24)
Khadafi akaman'i Deba, de tsy maintsy atao kosa fa bedin'i dadabe razandry raha tsy manao an'io.
Sûr za fa invité d'honneur dadabe Deba amin'io raha tsy izy mihitsy aza no hitondra ny baolina.
Zay zany vao hotanteraka ny Etas-Unis d'afrique sous la jupe de la France.
6. fijo ( 19/03/2009 22:40)
very aho madahako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519