1. myari ( 18/03/2009 19:35)
Dia tena mihevitra ve i TGV fa dia efa tena prezida tokoa , vao tapk'andro fotsiny aza dia efa be ireo firenena na fikambanana , na olontsotra na mpanao politika naneho ny heviny@ ity fanjakan-jiolamboto miaraka @ FRS ireto, izao fotsiny no teniko :alalaho @ izay ny 13 mai fa efa azonareo ny fitondrana , fa io koa dia tsy misy miala eo intsony , nohon'ny naha mbola teo an-Dravalo fotsiny no nahatonga ny olona nangina , nohon'ny fanajana azy @ maha filoham-pirenena ara dalana , fa izao kosa tsy zakanareo ary ho fantatrareo manomboka izao hoe aiza ny tena misy ny atao hoe : Vahoaka
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:12
2. tafondro ( 18/03/2009 19:39)
Ny faniriana dia aoka hifanaja sy hifampatoky ny samy malagasy !
3. andrywui ( 18/03/2009 19:39)
Marary fo be i myari zany !! zay ary no izy ko atao okory ary !! mionona retsy a! amin'ny manaraka ndray manarina e !! ze ampandosirana lavitra an'iRamosé be ry aloh eritreretina fa mampalahelo izy mitomany rery ao !sady mijery ny forum serasera ato no fialamboliny ! sao de mba misy olona 100 any ho any mbola hanafika ny TGV ka ho azo ndray lay efa votsotra !!! ntssssssoooooo myari kely ontsa anao aho rahavako !! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
4. ifiona ( 18/03/2009 19:49)
hahaha wiwi kely marina ito ndray zany no atao fampiasa a :snif: :snif: :snif:
5. salopard ( 18/03/2009 19:54)
ok boy
6. andrywui ( 18/03/2009 19:55)
ka mitomany anie le sujet e! de io no mety ifiona a! fa ref mimeme de le ray !!
7. xxx ( 18/03/2009 20:02)
O ra andrywui an ! tandremo tsara ary fa sao tratran'ny delestazy eny an-tapon'i Mandraka ny tgv .
8. xxx ( 18/03/2009 20:25)
13:45 - Interrogé par Reuters, Pierrot Rajaonarivelo (ancien ministre de Ratsiraka) déclare : “Je me réjouis du départ de Ravalomanana (…) J’avais été en contact avec Rajoelina au cours des longs mois de crise (…) nous avions une sorte de “deal”, je suis parmi les gens qui sont derrière lui. (…) Mais à mon avis, ce qui s’est passé n’a pas toujours respecté la légalité des choses, donc ce que nous avons aujourd’hui est un gouvernement insurrectionnel, un coup d’Etat” (précisions ici)
-----
Aleo ho faizany any.
9. fijo ( 18/03/2009 22:12)
gaga koa aho ,nahita ity vaovao farany nolazain'i pierrot ity.io le efa nolazaiko hoe ,i andry izoa no hovonina di ahalaindry zalahy amin'izay ny fahefana,hovery DJ ny firenena kelikely eo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007