RTO NY FANAFODY GASY NAMPIASAINA HANALANA AN I RA8

1. xxx ( 18/03/2009 14:56)
http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_8.jpg

http://www.tvmada.org/images/Discours_Ambotsirohitra_17032009_4.jpg

:-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:55
2. xxx ( 18/03/2009 15:12)
Minomino foana daholo koa izy izany. Haingon-trano avy dia lazaina fa ody e!
3. endrika01 ( 18/03/2009 15:32)
Avelao any zany!
4. xxx ( 18/03/2009 17:17)
Tsy sarin'i Onja ao amin'ny TINONDIA ve le sipa ry zalah ??
5. fijo ( 18/03/2009 22:55)
tena efa mivaha ny finoana le olona.tsy azo asiana haingon trano intsonyizany ny trano fa ody daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068