WELCOME TO THE JUNGLE

1. tsimatimanota ( 18/03/2009 14:15)
Arahabaina ny Filoha Andry Rajoelina
Mirary fahombiazana, enga anie
MAfy mantsy io toeranao io ka izay no hiarahabana anao hatreto
Ny Financement exterieur moa iny efa tsy misy intsony
ny reconnaissance des corps etrangers koa tsy nisy
Koa dia attacher votre ceinture fa eto ianao hiady irery
mbola ho ela ny 2012
mirary Soa e!
Olona Tena Tia an'i Madagasikara
Misaotra


novalian'i tafondro ny 18/03/2009 19:00
2. patrick2002 ( 18/03/2009 14:24)
calme toi razanety ah ! dia attacher votre ceinture izany koa ho sarotra ny lalana ,satria hamakivaky jungle isika ,ka miala dieny izao sao dia midegoba ,ireo kamo be tenda isany araky ny fomba fiteninao. Sao dia ianao indray no ho kamo be tenda @ ity fitondrana ity ,aza miandrandra mahana avy any an-danitra aloha eh ! tsy misy izany tompoko.
3. Oay ( 18/03/2009 14:36)
Efa eto ihany ianareo aiza i kidoro é???
4. patrick2002 ( 18/03/2009 14:43)
hampidiro koa ry karavasy sy ry penguin.
5. tovolahy007 ( 18/03/2009 15:30)
patrick2002> Faly miarahaba anao e! Mba misy fanontaniana kely ity tompoko azafady a. Ataoko fa henonao tsara ny nolazain'ny Andry teny @ 13 may ireny hoe: Tsy misy ilana ny hanaovana izany fivorian'ny AU eto Madagasikara izany. Ataoko fa henonao tsara io. Fa naninona no nilaza indray ity Andry ity hoe: Vonona aho sy i Madagasikara handray ny fivorian'ny AU. Nga tsy fandaniambola indray izy io. Maninona no mivadika @ teny nifanaovana. Midika sahady izao fa adinony ny zavatra nolazainy t@ olony teny @ 13 May. Tsy fahamatorana ve sa inona??
Misaotra indrindra. Ny atahorako araky ny efa nolazaiko any @ hevitra hafa any de hilaza ko lery hoe: Ho raiketina ny fifanarahana famarotana tany @ Koreana Tatsimo ny farany raha izao.
Jereo ao @ sobika ny source.
6. belaza ( 18/03/2009 15:36)
aleo za mba hiditra e, i tgv aloha amiko dia tsy prezida, satria tsy nofidiambahoaka fa napetraka taminy alalany herisetra, mahatsiaro menatra izahay aty antany lavitra, ny hilazany hoe izy no prezidà ny madagasikara, tena misy fahavoazana miteniteny foana, taiza indray no nisy hoe prezidà tsy aminy alalany fifidianana izany? " TONGO-BAKIVAKY E? SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA"
7. andrywui ( 18/03/2009 17:21)
De ahoana ?? haninnn iBelaza ? vao vahiny kely eto ko defa be vava be eo sahady !! Prezida izy ry lety a!! FILOHA n'ny Malagasy rehetra eto Madagascar manomboka izao !!!! izay aloha ny réeel !!! ny ankoatrizay TSY MISY !!!! NEMPORTEKOA !!! azo ?????


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
8. pikatti ( 18/03/2009 18:10)
hotrany ba havita inona ery ty andrywui kely ty klé,avelao leity izy a sao elah vizaka ho azy eo :-D :-D :-D
9. tafondro ( 18/03/2009 19:00)

Hoy ialahy raandrywui
De ahoana ?? haninnn iBelaza ? vao vahiny kely eto ko defa be vava be eo sahady !! Prezida izy ry lety a!! FILOHA n'ny Malagasy rehetra eto Madagascar manomboka izao !!!! izay aloha ny réeel !!! ny ankoatrizay TSY MISY !!!! NEMPORTEKOA !!! azo ?????
hotrany ba havita inona ery ty andrywui kely ty klé,avelao leity izy a sao elah vizaka ho azy eo
Fa ianareo roalahy ireto ve tsy olona iray ihany aloha é ?
Faly izany ianareo izao @ ity situation volatile be ity ?
Efa nolazaiko anareo ny ho mety hizoran' ny tantara ao M/car, ianareo roalahy mihintsy ra andrywui sy pikatti no tena rangory fototry ny afo nahatonga izao zavatra izao .
Haloavy ny fanonerana ny simba rehetra tao an-tanàna dia hilamina ny fandehan' ny tantara ,raha tsy izany dia mivonona hiditra any tsiafahy koa .

.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5048