Mahagaga ahy elaisany reto
1. Bazily
(
18/03/2009 13:56)
Elaisany mipetraka any Tanà ndray ve no mahita ny aty Jangil fa mikatona ny port, de tsy manaiky ny fitonrana TG ny vahoaka aty.
De tsoriko eto aloha fa ny port dia misokatra soa amantsara, ary ny filaharambE mamakivaky ny tanàna dia mankaleo fa efa hatry ny omaly ary hatram'zao anoratako izao, ny siotsiokan'ny siflé sy ny maboto tsy hifandranesana manahirana ny banderôl misy ny sarin'i Andry mirantiranty. Aza manely tsaho ho aho fa tsy hiainan'ialahy ny aty fa izay hitan'là ao Tanà ao resahina.
Vao t@ maraina izao no nanao sondage ny olona izay sendra azy ny TV iray izay eto antanàna fa hita hoe zaran'ny olona aza afaka Ra8.
Vaovao t@ atoandro teo koa fa niarahaba ny Prézidà tetezamita ny senatera Dolsen Guy Arvely ( izay TIM hiringiriny ) ny ny Docteur NIRINA Maire de Majunga ( mbola TIM koa) koa izany ve de hoe tsy faly ny fitondràna TGV?
Fety be eo anoloan'ny Lapan'ny Tanàna nanomboka ny maraina ka hatr@zao.

novalian'i sero ny 18/03/2009 18:26
2. vale
(
18/03/2009 17:54)
misaotra anao Bazily nanome vaovao izany! Fa hono oà firy isan-jaton'ny mponina any Jangil moa ireo manao fety sy faly amin'izao nialàn-dRavalo izao??
Naiza n'aiza anie ry se tsy maintsy misy fona ny partis mpanohana dia tsy maintsy misy koa ny mpanohatra, ka raha tsy fantatra ny pourcentagen'ireo oul ireo tsy afaka miteny mihintsy isika oe "Ny mponin'i Jangil">>>dia toy izao sy toy izao, manoloana ny fialàn-dRavalo.