Majunga,tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale
1. mion
(
18/03/2009 08:40)
Merci Port de Majunga , izany ny olona sahy ! tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale, narindriny ny portail ! mikatsoeeeeeeee ! hihihihi
Ny vahoaka manerana ny nosy no tokony hanao grevy + appuye anireo miaramila ara dalana
et ça ne fait que commencer!
ça fera surement tâche d'huile et ce Tgv va s'embourbrer rapidemment, mais ce sera trop tard, il a déjà signé son arrêt de mort.
vive madagascar libre!
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,205599

novalian'i ravonjison ny 18/03/2009 16:03
2. xxx
(
18/03/2009 08:48)
hoy lay tonokira zay:
"mifalia, mihobia, f'ao isika no hiaona indray, mifalia....."
aoka hifankahery nareo TIM é. ny manolo ny filohanareo zao no tokony tena ezaka ataonareo klou, lay filo(u)ha mpanompo sampy efa lasa, efa aiza izy zay. nareo nariany eo.
iza zao no kandida mlay ao? antsoina V rajemison, sa i marius, sa i yvan, sa i sylla?

3. majakely
(
18/03/2009 09:01)
ratsiraka atsona eee!!!izy mba tsy be maso loatra ...toa tsy de mahita ny ratsy sy ny risoriso hatao ankinafinafina toy ny fahiny ireny....oh que célà nous manque!!!
5. xxx
(
18/03/2009 09:12)
I Majunga h@ zay dia tena nendri-piderana foana fa tena hita owe misaina ny ankabeazan`ny olona ary manaraka lojika ! Tiako raha manaraka izany ny eto Antananarivo , tsy hoe momba an`itsy na iry anjambany fa ilay fomba fandraisana fahefana amin`ny fampiasan-kery tahaka izao mihitsy no tsy tokony ho ekena intsony fa tena mahamenatr`olona ! Tsy mendrika ny taon-jato hiainantsika intsony ! Tamin`ny andron`ny Barbare no nisy an`izao farany ! ( Ra-Konan) ! Amiko tsy tokony hiandry ela isika tonga saina fa tokony hihetsika avy hatrany satria tsy TSARA AVELA HIIITATRA NY FAHASIMBANA VAO HANDRAY FANAPAHAN-KEVITRA !!! Hevitro manokana iny fa tsy haiko ny maro an`isa aloha !
6. xxx
(
18/03/2009 09:39)
mion:
Merci Port de Majunga , izany ny olona sahy ! tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale, narindriny ny portail ! mikatsoeeeeeeee ! hihihihi
Ny vahoaka manerana ny nosy no tokony hanao grevy + appuye anireo miaramila ara dalana
et ça ne fait que commencer!
ça fera surement tâche d'huile et ce Tgv va s'embourbrer rapidemment, mais ce sera trop tard, il a déjà signé son arrêt de mort.
vive madagascar libre!
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,205599
Bravo !
Ny nahagaga tokoa anie dia Tanà ihany angaha no vahoaka , ny hafa toa tsy dia ntieny dia lazaina fa safidim-bahoaka ...
Ahoana koa ity fifidianana dans 24 mois ity ? Fa inona no andrasana ? Sa lany ny vola ???
7. ravatorano
(
18/03/2009 09:50)
marina tokoa fa izao no fotoana tokony hanaovan 'ny tim jery todika avy hatrany ka hiomanany amin'ny fifidianana manaraka ,tokony tsy hiretareta ry zareo raha mbola te hanao politika.Ny atahorana fotsiny dia ny fisamborana izay efa fanao eto amin'ity tany ity ka izay manelingelina ny tena dia aiditra amponja avokoa.
8. essera
(
18/03/2009 09:51)
Tena mamihomehy ianareo ry zalah. "Arroseur arrosé"
Tsy ianareo ihany ve no nitady filaminana teo dia izao indray ianareo mitady hoe akorontany.
Raha izao mantsy no fandehany dia raha olona nanao fanadinana ianareo dia raha tsy nahay dia lazainareo fa ny mpitsara no mangalatra, dia rehefa afaka dia ianao mihitsy no tena mahay.
Jereo tamin'ny niakaran'Ra8 tamin'ny 2002 ange efa ho 7 volana vao vita e. Ity izao mba 2 volana sy tapany teo.
Ohatran'ny ankizy kely ianareo. Eo ianareo miteny hoe alamino mihitsy emmonat a, dia izao indray akorontany mihitsy ry zalah aza omena roa volana akory.
Mipetraha tsara ry zalah
Aoka izy fa aleo indray aloha ho hita eo izay fandehany fa ny anareo iny aloha efa tena nanao nihoatra ny mety sy nihoatra ny fefy.

9. mosabe
(
18/03/2009 10:01)
essera:

Ny tsy azon'ialahy antsaina dia tsy TIM avokoa izay tsy pro -TGV !!
maro ny legaliste, ny demokraty , fa mangina avokoa izy ireo ....
hatramin'izao ...
Ny methode'ny TGV dia fampihorohorona sy fandraisna ankeriny ary fandrobana, tsy nisy nireaka an'izany teto
10. ngoiha
(
18/03/2009 10:22)
Tsy Magenga ihany no hanao an'io fa ho avy indray isika mianakavy hirohotra eo amin'ny 13 mai ,ary tsy hanaiko koa isika raha tsy miverina ny ANTSIKA.Satria nalana AMBOLETRA TSY VITAN'IZANY FA NALAIMBARAKA .Heveriny fa mapmosavy mitovy azy mianakavy angah ny FILOHA
ka hitahiry fanafody.Ampianaro ihany ny zaza na hangalatra aza,mba tsy hanao toy ny TGV Tableau sy haingotrano lazaina fa ODY.Tena VVVVVVVVVVVVVV tssssssssssssssss

11. modeste
(
18/03/2009 10:46)
koa inona ? intsony moa no azo hatao e! ny mianrdy izay hataon' Igahy TGV. sisa .
Fa dia mba tena mitombona ve ? ilay hoe , ody teny Ambohitsorohitra ireny?
Fa ny ahy aloha no tena tsy tiako dia ilay fakana fahefana ankeriny eto @ firenena foana e! Rahoviana ihany isika Malagasy VAO mba tena hadio tanteraka .

12. ravonjison
(
18/03/2009 16:03)
Ny gasy hoa dia mora adalaina mihitsy. Resaka ody izany dia resak' etotra fotsiny, ary tsy misy ody mandaitra izany, ny fomba fisainana no tokony amboarina.
Atý andafy atý ny ankamaroan' ny olona dia manana ohatra lohan-dambo miantona @ rindrina,na lohan' osy na ombimanga, haingotrano ilay izy. Dia ny any amintsika dia lazaina fa hoe ody. Mampalahelo.
Ny fanonganm-panjakana mihitsy no tokony esorina ka tsy hatao intsony, kanefa dia mbola natao indray. Tena tsy avotra ilay Dago.