faly be zahay anay ny fitondrana
1. andrywain
(
18/03/2009 07:49)
azonay ny fitondrana andry tgv president
iza ndray no mbola say miteny fa ra8 presiden
efa vonna zahay zao haka vola ao ami bak mondial hutsarana an i le8
falu be mihits zay zao fet be ny anay efa tafita rano afak misitsika amizay
iza ndray no mbola say miteny fa ra8 presiden
efa vonna zahay zao haka vola ao ami bak mondial hutsarana an i le8
falu be mihits zay zao fet be ny anay efa tafita rano afak misitsika amizay
novalian'i Mirananirina ny 18/03/2009 12:12
2. xxx
(
18/03/2009 08:48)
Ny mba hampandroso ny tanindrazana no tokony heverina fa tsy ny hakana vola hitsarana an'i Ravalomanana, ho hita eo ny adinareo aza ko miandry zahay
aza madihy tsy afa-tsalaka hoy ny fitenenana
aza madihy tsy afa-tsalaka hoy ny fitenenana
4. cocorie
(
18/03/2009 09:20)
Mihainoa radio antsiva fa tsy horaisin'i andry ny pouvoir fa ra8 no ilainy manolotra azy aminy ka manofisa angidina. Fitondrana tsy eken'izao tontolo izao akory ny pouvoir forcé e. Mianara alo any am ra8 am zavatra rehetra zay vao hoe faly b zahay fa anay ny fitondrana
6. ngoiha
(
18/03/2009 09:48)
Aza be resaka woa fa raha fahefana alaina ANKERINY SY AMIN'NY ADINA JIOLAHIMBOTO .Mandehana ho JERENA DIA HO RE-TANY SY NY LANITRA ETO NY FAHADOMELINANY
7. xxx
(
18/03/2009 10:23)
Mirananirina : ndàna mba jereo ahoana no nahazahoan'i ra8 ny fitondràna d tsy miteny ohatr'izao enao !
Filaminana no andrasana zao d tamy mora eo ny ambiny !
Ho anao any an-dafy d mijanòna any raha tsy mahay politika sao miteniteny foana sy mahazo bala very aty ! :°)
Filaminana no andrasana zao d tamy mora eo ny ambiny !
Ho anao any an-dafy d mijanòna any raha tsy mahay politika sao miteniteny foana sy mahazo bala very aty ! :°)
8. Mirananirina
(
18/03/2009 12:12)
xxx
Elu le 29 avril 2002
Réélu le 3 décembre 2006.
MAZAVA BE angamba io.
Mahay politika aho fa TSY MPANAO POLITIKA ohatra anao,hany ka lasa adala ianao miteniteny foana.
Hay mananana basy ianao??????????????????????Tsara ho fantatra.
Mirananirina : ndàna mba jereo ahoana no nahazahoan'i ra8 ny fitondràna d tsy miteny ohatr'izao enao !ny fantatro dia ity
Elu le 29 avril 2002
Réélu le 3 décembre 2006.
MAZAVA BE angamba io.
Ho anao any an-dafy d mijanòna any raha tsy mahay politika sao miteniteny foana sy mahazo bala very aty !
Mahay politika aho fa TSY MPANAO POLITIKA ohatra anao,hany ka lasa adala ianao miteniteny foana.
Hay mananana basy ianao??????????????????????Tsara ho fantatra.
