Mahazo 2 dollars isan'ol ny Malagasy rahampitso

1. mion ( 17/03/2009 15:06)
namapanantena hono i andry Rajoelina fa ilay 50millions de dollars ni-zestiavany tetsy @ 13 Mai dia hampandrosoana ny firenena ka tsy raharahany ze aide ho tapaka any raha manao coup d'Etat izy, ka raha atao kajikajy zany ka zaraina 22millions de ahazo 2$ isan'ol ny Malagasy .
2$ ve ahavita ny hoavinareo fa mieritrereta e
novalian'i Oay ny 17/03/2009 15:42
2. Noue ( 17/03/2009 15:07)
miheritrereta marina !! aza jamban'vola ihany oa eee
3. Oay ( 17/03/2009 15:13)
Noue:

miheritrereta marina !! aza jamban'vola ihany oa eee



Marina mihintsy ny an'i Noue fa ny nahavoan'ilay niala teo d io fitiavambola io d izao indray mbola jamba ny vola ny ho avy eo aoka aoka aoka fa tsy aty aminay aty aloha é!
Mion Ka ilay vola kosa ve tsy aodina aloha fa tsy hoe tonga d zaraina é! Ohatran'ny nanampiana an'i Marc Ravalomanana t@ fampiroboroboana an'i TIKO é!
4. xxx ( 17/03/2009 15:14)
vola hivarotana tanindrazana io, iza no hino fa misy olona hanome vola anao fotsiny @ zao, raha tsy misy takalony,mbola tsy eo @ fitondrana akory d efa mifanaiky sy mifanaraka fa hivarotra tanindrazana, mba mailo ry gasy a!!
5. Oay ( 17/03/2009 15:22)
Ka ilay nividy an'i Madagasikara t@ 2002 ihany anie no nividy anazy t@ ity 2009 ity fa aiza ary nareo izany fa t@ 2002 lasa TIKO daholo ny vidiny fa @ ity asa raha mba hisy hotonga any @ vahoaka ny tombony.Mety hiverina @ vahoaka ihany anefa aloha ny vidiny satria raha mba nationaliser-na zao TIKO sy MAGROS an! tsy nitatatra ho andrain'i lezafy aloha i Marc Ravalomanana raha mba lasa orin'asampanjakana ny TIKO fa nisasatra ho an'ny vahoaka é!
6. xxx ( 17/03/2009 15:33)
d hino ve fa ratgv dia hitatatra ho anao ihany koa lavitry ny afo ny kitay é! ny in-jet aloha d efa tsy maintsy hitariny ka mety hanenika ny Nosy, mety ho tsara hoy ny tsy mandinika sy tsy mahalala nefa ny paosiny mitombo hatrany!
7. xxx ( 17/03/2009 15:35)
io wa matoa mitady seza sy fitondrana d ny mba hinanana fa adalan'ireo atao tohatra fiakarana.
8. Oay ( 17/03/2009 15:42)
I Oay aloha d efa io mihintsy no nahamailo anazy fa sao d vizaka eo ny soroka klé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576